– VALANARETINA : Olona telo no maty, 38 ny olona vaovao voan’ny coronavirus
– FITATERANA AN’HABAKABAKA : Hampihena ny saram-pitaterana amin’ny fiaramanidina ny kompaniam-pitaterana Tsaradia
– FIVEZIVEZENA : Toeram-piantsonana efatra no foana sy nafindran’ny fiadidian’ny tanan’Antananarivo