VOKATRY NY FIHIBOHANA : Nirongatra be ny fanimbana tontolo iainana

Nirongatra be indray ny fanimbana ny tontolo iainana nandritra ny vanim-potoanan’ny fihibohona hoy ireo fiaramonim-pirenena misehatra amin’izany. Nilaza kosa ny ministry ny tontolo iainana sy ny fampandrosoana maharitra Baomiavotse Vahinala Raharinirina fa efa fantatry ny fanjakana mialoha izany ary efa nisy ny fepetra noraisina.

Quitter la version mobile