Tsy nisy ny tatitra nataon’ny ministeran’ny fanabeazam-pirenena sy ny fampianarana ara-teknika sy arak’asa teo anoloan’ny antenimieram-pirenena ny alakamisy 04 may, fotoana tokony hanaovany izany. Nifanindran-dàlana indrindra tamin’ny fanafoanana ny fanendrenana ny ministra Rijasoa Josoa Andriamanana hitantana io ministera io.
Catégorie : Actualité
-

ANTENIMIERAM-PIRENENA – Tokony hiresaka kokoa momba ny Covid ny minisitry ny Fahasalamana hoy ny solombavambahoaka
Tsy nivalampatra firy tamin’ny fitantanan’ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka ny ady amin’ny valan’aretina Covid-19 ny minisitra Ahmad Ahmad nandritra ny tatitra nataony manoloana ny solombavambahoaka ny alakamisy teo. Nanamarika ny solombavambahoaka voafidy tany fa tokony hiteny izy amin’ny maha-tekinisianina azy.
-

PODCAST – ECONOMIE : L’annulation des laissez-passer vers Toamasina et Antsirabe pénalise les importateurs et les exportateurs de marchandises
Des marchandises bloquées à Toamasina. Des produits d’exportation non contrôlés avant scellage des containers. Les investisseurs se sentent pénalisés depuis que les autorisations de circulation vers et hors de Toamasina et d’Antsirabe ont été annulées. Afin d’éviter une pénurie ou des problèmes au niveau de l’exportation, André Beaumont, président de la Chambre de commerce et de l’industrie France Madagascar demande demande la facilitation de l’octroi des autorisations de circulation vers et en dehors de ces villes. C’était jeudi, au cours d’une conférence de presse.
-

ECONOMIE : Le président de la chambre de commerce France-Madagascar déplore l’absence d’aide au secteur privé formel
L’appui au secteur privé formel est une priorité, estime André Beaumont, président de la Chambre de commerce et d’industrie France Madagascar (CCIFM). Pour lui, « l’absence d’aide de l’Etat pour le secteur privé formel tant pour les entreprises que leurs employés est un signal négatif que Madagascar envoie aux autres pays ». Il suggère un accompagnement financier d’urgence pour redresser l’économie et pour soulager les manques à gagner des entreprises.
-

PODCAST – VAROTRA : Mijery ny fomba handrindrana ny fanondranana ny lavanila sy ny jirofo ny ministera
Efa mijery izay mety handrindrana ny fanondranana ny vokatra lavanila sy jirofo ny fitondram-panjakana, hoy ny minisitry ny Indostria, ny varotra ary ny asatanana, Lantosoa Rakotomalala, nandritra ny fandraisam-pitenenany teo anivon’ny Antenimierandoholona ny talata lasa teo. Anisan’ny misedra olana lehibe noho ny fisian’ny valan’aretina Covid-19 maneran-tany ireo seha-pihariana ireo, izay anisan’ny mampiditra vola vahiny be indrindra eto Madagasikara.
-

VAOVAO – MINUTE FLASH 04 JONA 2020
– DENGUE ANY MAHAJANGA : Nihena ampahatelony ireo tranga hoy ny DGSR Boeny
– FITATERANA : Mitohy ny filanjana sora-baventy ho an’ireo taxi mpikambana anatin’ny FTAR
– CORONAVIRUS : Iray no maty, 49 ny tranga vaovao ary dimy ireo marary sitrana -

Tetik’asa Tanamasoandro – Azo atao ny mandinika toeran-kafa raha misy ny sakana hoy ny ministra Zasy Angelo
Mbola tsy misy ny asa mandeha eny amin’ny tetik’asa Tanamasoandro amin’izao fotoana izao hoy ny ministra Zasy Angelo teo alohan’ireo solombavambahoaka ny alarobia 03 may. Mandinika ihany koa ny ministera ny amin’ny mety hanovana ny toerana hanaovana ilay tetik’asa raha misy ny sakana hoy hatrany izy. -

CORONAVIRUS : Déconfinement partiel jour 48
Mahamasina : 8hAnalakely : 8h20Behoririka : 8h25Antanimena : 8h35 -

FANAMARIHANA ANDRO MIAVAKA – Mangingina ny tsenan’ny fanomezana amin’ny fetin’ny reny
Nihena tsy toy ny mahazatra ny tsenan’ireo mpivarotra entana fanao fanomezana ho an’ny Fetin’ny reny. Efa tazana mirantiranty eny amin’ireo toeram-pivarotana ny karazan-javatra azo atolotra ny reny ho fanamarihana ny fetiny, saingy tsy tena mbola rototra ireo mpanjifa.

