Vaovao tsara hoan’ny mpitondra taxi ny fiverenana miasa. Saingy mbola sadaikatra ihany izy ireo, noho ny tsy fahafantarana mazava ny toromarika arahina.
Catégorie : Actualité
-

VAOVAO- MINUTE FLASH 18 APRILY
– CORONAVIRUS – Olona telo vaovao indray no fantatra fa mitondra ny tsimok’aretina (1 ora tolakandro)
– ADY AMIN’NY CORONAVIRUS – Ny alahady 19 aprily amin’ny 8 ora no hanambara ny tohiny ny filoham-pirenena
– FIZAHANTANY – Very eo amin’ny 1 900 milliara ariary mahery nohon’ny coronavirus
-

JEUX OLYMPIQUES TOKYO 2021 – ERIC ANDRIANTSITOHAINA À UN PAS DE LA QUALIFICATION
En cette période de confinement, Eric Andriantsitohaina membre de l’équipe nationale d’haltérophilie, continue de poursuivre sa préparation pour les Jeux olympiques de Tokyo, reportés en 2021. Il ne peut s’entrainer comme il veut, mais fait avec les moyens à sa disposition pour garder la forme et ne pas perdre de vue son objectif.
Avec plus de 2 000 points à son compteur, ce leveur de fonte est actuellement en tête de sa catégorie de moins de 61 kg. Il est à un pas des JO Tokyo 2021. -

VAOVAO – MINUTE FLASH 17 APRILY
– FITILIANA : Nahatra 2152 ny isan’ireo olona natao fitilina PCR hatramin’ny omaly 16 Aprily 2020.
– CORONAVIRUS : olona 6 vaovao indray no nahitana ny tsimok’aretina coronavirus (1 ora tolakandro)
– MATERNITE BEFELATANANA : Manome fiara maimaim-poana hoan’ny vehivavy bevohoka






