Milamina amin’ny ankapobeny ny fandraisana sy fikarakarana marary eto amin’ny Centre Hospitalier Universitaire (CHU) Joseph Raseta Befelatanana, na dia eo aza ny amehana ara-pahasalamana. Ampy tsara ny fanafody, ary mandray ireo fepetra rehetra napetrakin’ny fanjakana ny hopitaly mba tsy hiparitahan’ny aretina covid-19.
Catégorie : Actualité
-

VAOVAO – MINUTE FLASH 16 APRILY 2020
– CORONAVIRUS : Olona efatra sitrana, niampy iray ireo marary (1 ora tolakandro)
– CORONAVIRUS : Ravinala Airports, nanatanteraka fanadiovana
– TOETR’ANDRO : Ahiana ny fiakaran’ny rano any Analanjirofo -

VAOVAO – MINUTE FLASH 15 APRILY
– CORONAVIRUS : Olona roa vaovao no mitondra ny tsimok’aretina
– FISOTROANDRONONO : Fandaminana vaovao ho any faritra Atsimondrano
– KRIZY ARA-PAHASALAMANA : Tsy hahatratra afatsy 1,5% ny fitombon’ny harin-karena faobe







