9000 ny isan’ireo mpandeha namonjy ny toeram-podiana tao anatin’ny telo andro nisokafan’ny tobim-piantsonana teo Andohatapenaka. Maherin’ny 500 kosa ireo fiara nianga teo.
Catégorie : Actualité
-

VAOVAO – MINUTE FLASH 10 APRILY
– Coronavirus : Mihoatra ny zato ireo olona mitondra ny tsimokaretina. (1 ora tolakandro)
– Fihibohana : Miantso ireo tompon’andraikitra eny anivon’ny fokotany hanaramaso ny fihibohana.
– FITATERANA AN’HABAKABAKA : Miisa 1 200 ireo olona notaterina -

VAOVAO – MINUTE FLASH : 09 AVRIL 2020
– CORONAVIRUS : Tsy nisy trangan’aretina vaovao (1 ora tolakandro)
– FANADINANA BAKALOREA : Tsy maintsy vitaina amin’ity taona ity ny fanadinana
– FODIANA ANY AMIN’NY FARITRA : Mbola afaka miditra ny fiantsonany ireo fiara tonga rahampitso







