Taorian’ny fanambarana nataon’ny filoham-pirenena mahakasika ny fahafahana miverina any amin’ny faritra, tsy mitsahatra ny mivory ireo tompon’andraikitra isan-tsokajiny. Mbola misy ihany anefa ny manjavozavo mahakasika ny fandaminana. Manana soso-kevitra sy hetaheta ireo mpamily fiara amin’ny zotra nasionaly mahakasika izany.
Catégorie : Actualité
-

? MINUTE FLASH 06 APRILY
– CORONAVIRUS : Nahitana olona mitondra ny otrik’aretina coronavirus tany Toliara sy Nosy Be Hell Ville
– CORONAVIRUS : Amporisihina manokana ny mponin’Antananarivo hanaja ny fihibohana
– FITATERANA : Mila maka fahazahoan-dalana na ny olona na ny fiara
-

MINUTE FLASH : 04 AVRIL 2020
– Coronavirus : Misy ireo marary efa andalam-pahasitranana
– Fianarantsoa : Miroso ihany koa amin’ny fihibohana
– Paska 2020 : Tsy hisy fanemorana ny fankalazana hoy ny FFKM







