Catégorie : Actualité

  • LUTTE CONTRE LE CORONAVIRUS : Les entreprises prennent des mesures strictes

    LUTTE CONTRE LE CORONAVIRUS : Les entreprises prennent des mesures strictes

    Les entreprises encore en activité en cette période de confinement s’impliquent aussi, à leur manière, dans la lutte contre la propagation du coronavirus. Si les unes sensibilisent leurs employés et leurs clients par voie d’affichage, d’autres déploient des barrières de sécurité pour filtrer les entrées. Il y en a qui font appel à la technologie.

  • MINUTE FLASH 01 AVRIL 2020

    MINUTE FLASH 01 AVRIL 2020

    – CORONAVIRUS : Olona efatra vaovao nahitana ny tsimokaretina
    – CHLOROQUINE : Azo ampiasaina hitsaboana coronavirus eny anivon’ireo hopiltaly
    – CORONAVIRUS : Tsy manamarina ny fisian’ny Covid-19 ny TDR

  • CONFINEMENT JOUR 10

    CONFINEMENT JOUR 10

    – Andrahavoangy 08h45
    – Anjanahary 08h45
    – Epp Manjakaray 08h50
    – Ambohimirary 09h00

  • FIHIBOANA : SAMY MANANA NY FOMBA HIATREHANY NY TOHIN’NY FAMPIANARANA IREO TOERAM-PAMPIANARANA

    FIHIBOANA : SAMY MANANA NY FOMBA HIATREHANY NY TOHIN’NY FAMPIANARANA IREO TOERAM-PAMPIANARANA

    Amin’izao fotoan’ny fihiboana izao, misy amin’ireo sekoly tsy miankina no nanapa-kevitra ny hanoy fampianarana amin’ny alalan’ny aterneto sy ny maro hafa. Ny an’ireo eo anivon’ny sekolim-panjakana kosa dia ny fanampiana ny ora fianarana rehefa miverina fampianarana no vaholana.

  • MINUTE FLASH 31 MARTSA

    MINUTE FLASH 31 MARTSA

    – FIVEZIVEZENA : TSY FANGATAHANA NY FIHIBOHANA
    – FAMINDRANA MONINA IREO SAHIRANA
    – MPANDEHA AVY ANY IVELANY : NANOMBOKA ANDROANY NY FITILIANA FAOBE

  • FITILIANA FAOBE IREO MPANDEHA TONGA NY 11 SY 12 MARTSA 2020

    FITILIANA FAOBE IREO MPANDEHA TONGA NY 11 SY 12 MARTSA 2020

    Antananarivo 31 martsa
    Nanomboka anio teny amin’ny Jumbo score akorondrano sy teny amin’ny CCI ivato ny fitiliana faobe hoan’ireo mpandeha rehetra tonga avy any ivelany nanomboka ny 11 martsa lasa teo. “Test de diagnostic Rapide” ity fitiliana ity ary vantana vao hita fa tsy mitondra ny tsimok’aretina ireo olona ireo dia omena avy hatrany ny taratasy manamarina ny fiafaran’ny fitokanamon’izy ireo. Ny tanjona hotratrarina androany dia fitiliana miisa 1200.

  • SAHIRANA IREO MPANAO ASA-TANANA

    SAHIRANA IREO MPANAO ASA-TANANA

    Mahakasika sehatr’asa maro ny fihibohana, fa indrindra ny sehatry ny asa tànana. Mahatsiaro ho sahirana ireo ao anatin’io tontolo io.
  • CONFINEMENT JOUR 9

    CONFINEMENT JOUR 9

    – 67 Ha 08h30
    – Mahamasina 09h00
    – Analakely 10h30

  • FIHIBOHANA : Eo amin’ny 700 eo no olona sahirana voaangon’ny kaominina

    FIHIBOHANA : Eo amin’ny 700 eo no olona sahirana voaangon’ny kaominina

    Amin’izao fotoanan’ny fihibohana izao dia noraisin’ny Kaominin’Antananarivo Renivohitra an-tanana ireo olona sahirana sy tsy manan-kialofana. Miisa eo amin’ny 700 eo izy ireo. Nanambara ny tompon’andraikitra avy ao amin’ny fiadidiana ny tanàna fa tsy mijanona amin’izao vanim-potoana fisian’ny valan’aretina coronavirus izao fotsiny ny fitsinjovana ireo fianankaviana ireo, fa efa misy drafitra maty paika momba izany. Ny tanjona dia ny tsy hiverenan’izy ireo hatory eny an-dàlana intsony.

  • MINUTE FLASH 30 MARTSA 2020

    MINUTE FLASH 30 MARTSA 2020

    – CORONAVIRUS : Tsy nisy tragan’aretina vaovao (30 martsa 1 ora atoandro)
    – ZANDARMARIAM-PIRENENA: Mametra ny tsy hivezivezena hiditra eto Antananarivo
    – CORONAVIRUS : Hajanony ny resaka politika hoy Marc Ravalomanana