Antananarivo 30 martsa – 10h
Mihoatra lavitra nohon’ny isa noheritreretina ireo mpamily taxi sy taxibe tonga naka ilay fanampiana ho azy ireo teny amin’ny Lapan’ny tanàn’Antananarivo Renivohitra, androany 30 martsa. Tsy voahaja noho izany ireo fitsipika hiadivana amin’ny fihanaky ny Coronavirus.
Efa nametraka fandaminana anefa ny fiadidiana ny tanàna ary noferana ho 1 500 isan’andro ny isan’ny olona afaka maka fanampiana etsy Analakely.
Catégorie : Actualité
-

MPAMILY TAXY SY TAXY BE : MANANOSAROTRA NY FIZARANA NY FANAMPIANA
-

FIHIBOHANA : Samy manana ny fomba hiainany izany ny tsirairay
FIHIBOHANA : Samy manana ny fomba hiainany izany ny tsirairay -

CONFINEMENT JOUR 8 – Andraisoro – Besarety- Ankorondrano
Antananarivo 30 mars- 09h00
Andraisoro – Besarety – Ankorondrano -

CORONAVIRUS – VISITE DE L’INSTITUT PASTEUR PAR ANDRY RAJOELINA
Antananarivo 28 mars
Le Président de la République Andry Rajoelina a visité cet après midi l’Institut Pasteur de Madagascar pour réaliser un point sur l’ensemble des analyses réalisées depuis fin janvier mais aussi pour voir comment le laboratoire fonctionne.
L’Institut Pasteur peut réaliser entre 3500-8000 tests au niveau du laboratoire, toutefois il ne lui reste que 1800 écouvillons. »Les commandes sont faites, l’IPM attend la réception » rassure André Spiegel directeur de l’Institut Pasteur de Madagascar. -

FIHIBOHANA : Miezaka ny mifandamina amin’ny fitsinjarana ny rano ireo fokontany
Maro ireo olona monina eto andrenivohitra no tsy manana rano any an-tokantrano ka tsy maintsy matsaka eny anivon’ny pompe. Amin’ny 12h00 anefa no farany fangalana izany rano izany, ka mifandamina araka izay vitany ny mponina.
-

Mpitarika sarety – Manohy ny asany andavan’andro
Isan’ny mampiaina ny tsena eto Antananarivo Renivohitra ireo mpitarika sarety. Fianakaviana maro no mivelona ao ambadik’ity asa ity. Amin’izao fiparitahan’ny valan’aretina coronavirus izao dia mbola nanohy ny asany andavan’andro izy ireo ny marainan’ny 27 Martsa.
-

MINUTE FLASH 27 MARTSA 2020
– CORONAVIRUS : Niampy iray ny isan’ny olona mitondra ny tsimok’aretina
– CORONAVIRUS : Entanina ny mponina hihaino vaovao ofisialy
– FIHIBOHANA : Ho sakanana avokoa na ireo mpandeha an-tongotra na ireo mpandeha fiara -

TSENAN’ANOSIBE : Manomboka miverina amin’ny laoniny ny vidin’entana
Antananarivo 27 martsa
Efa mihabetsaka ireo vokatra tonga eny amin’ny tsenan’Anosibe raha araka ny filazan’ireo mpivarotra ny zoma 27 martsa. Noho izay dia manomboka miverina tsikelikely amin’ny laoniny ny vidin’entana. Mitaraina kosa anefa ireo mpivarotra satria tsy misy ny mpividy.
-

CORONAVIRUS : Confection de masques, un business qui rapporte. Antananarivo, 26 Mars 2020.
Alain, confectionneur, a décidé de se lancer dans la fabrication de caches-bouche ou de masques. Cet artisan affirme que c’est sa façon à lui de contribuer à la lutte contre le coronavirus.
