Mitohy ny asa fanavaozana ny kianjan’ny Mahamasina raha ny tatitra navoaka ao amin’ny pejy fesibokin’n’ny “Tetikasa Kianja Barea “ ny 14 aprily. Na dia misy aza ny fahataran’ny tetiandro napetraka dia nanao fanambarana ny tompon’andraikitra fa hezahina ny ahafahana mampiasa ny kianja amin’ny fankalazana ny faha 60 taona niverenan’ny fahaleovantena.
Catégorie : Actualité
-

MINUTE FLASH : 14 AVRIL 2020
– CORONAVIRUS : Olona roa sitrana, niampy roa kosa ireo marary
– SOLIKA : Nihena hatrany amin’ny 50% ny filàna anatiny
– ANTSO 910 : Mpitsabo 38 no nomena fiofanana ho mpandrindra -

VAOVAO – MINUTE FLASH 11 APRILY
– FANKALAZANA NY PASKA – Hisy ny fiombonam-bavaka hoan’ny kristiana FJKM arahina amin’ny radio sy fahitalavitra
– CORONAVIRUS – Niampy iray indray ny sitrana, tsy nisy ny tranga vaovao voamarina (1 ora tolakandro)
– FIZARANA FISOTROAN-DRONONO – Misy lamina manokana napetraka.







