Catégorie : Actualité

  • MIHEZAKA MIHOITRA AMIN’NY FIAINANA NA DIA MANANA FAHASEMBANANA AZA

    MIHEZAKA MIHOITRA AMIN’NY FIAINANA NA DIA MANANA FAHASEMBANANA AZA

    Mbola mipetraka foana raha ny eo amin’ny fiaraha-monina malagasy ny fanilihana ireny olona manana fahasembanana ireny. Anisan’ireo tanora miezaka manova ny fijerin’ny manodidina azy i Sitrakiniana Alban amin’ny alalan’ny fanaovany fanatanjahan-tena. Efa nandrombaka amboara maro ny tenany nohon’ny fikirizany. Mametraka foana izy ny amin’ny mampitovy azy amin’ny olon-drehetra ary manao izay mampiavaka azy mihitsy aza.

  • MINUTE FLASH 20 MARTSA 2020

    MINUTE FLASH 20 MARTSA 2020

    – Fisorohana ny coronavirus : nanatanteraka fivoriana miaraka amin’ireo mpitsabo amin’ny sehatra tsy miankina ny ministeran’ny fahasalamana
    – Ady amin’ny tsy fanjarian-tsakafo : nanome fanampiana ho an’ny ankizy any atsimo i Japon
    – Toetr’andro : foana avokoa ny filazana fampitandremana nohon’ny habetsahan’ny rotsakorana

  • CORONAVIRUS : MANDRAY FEPETRA SAHADY IREO SEKOLY MBA HIAROVANA NY ANKIZY

    CORONAVIRUS : MANDRAY FEPETRA SAHADY IREO SEKOLY MBA HIAROVANA NY ANKIZY

    19-03-2020 : Miomana amin’ny mety fahatongavan’ny otrikaretina coronavirus eto Madagasikara ireo sekoly maro eto andrenivohitra. Raha nanakatona varavarana ny toeram-pianarana sasany dia misy kosa ireo mbola manohy ny fampianarana fa kosa mandray fepetra entitra. Fanadihadihana.

  • MINUTE FLASH 19 MARTSA 2020

    MINUTE FLASH 19 MARTSA 2020

    – Solika : mbola ampy ny tahiry hoy ny OMH
    – Toetr’andro : ho betsaka ny orana eto afovoan-tany
    – Toe-karena : hisy fiantraikany eo anivon’ny orinasa maro ny fisian’ny aretina Coronavirus

  • CENI – FIALAN’NY THIERRY RAKOTONARIVO, SAROMANA AO ANATY TSY FANAJANA TSIAMBARATELO

    CENI – FIALAN’NY THIERRY RAKOTONARIVO, SAROMANA AO ANATY TSY FANAJANA TSIAMBARATELO

    “Tsy fanajana tsiambaratelo”, io no antony lehibe nangatahana ny fampiatoana an’i Thierry Rakotonarivo tsy ho mpikambana intsony ao amin’ny Vaomiera mahaleotena mpikarakara fifidianana (CENI) raha araka ny nambaran’I Fano Rakotondrazaka izay mpitondra tenin’ny CENI. Nohamafisiny izany, ny 19 martsa teny alarobia. Tsy hisy ny fanenjehana io filoha lefitra teo aloha io hoy hatrany ny tenany.

  • SERANAM-PIARAMANIDINA IVATO : NITANDAHATRA IREO MPANDEHA TONGA AVY ANY IVELANY SY HIVOAKA AN’I MADAGASIKARA

    SERANAM-PIARAMANIDINA IVATO : NITANDAHATRA IREO MPANDEHA TONGA AVY ANY IVELANY SY HIVOAKA AN’I MADAGASIKARA

    Andro farany, 19 martsa, mialoha ny hikatonan’ny habakabaka malagasy amin’ireo sidina avy any amin’ny firenen-drehetra maneran-tany. Io fanampahan-kevitra io moa no noraisin’ny fanjakana malagasy hiarovana amin’ny fidiran’ny Coronavirus eto amintsika.
    Nitandahatra noho izany ireo mandeha na ireo niditra ny sisintany na ireo nivoaka an’i Madagasikara.

  • CORONAVIRUS : L’ÉCONOMIE MALGACHE MISE À MAL PAR LA CRISE SANITAIRE MONDIALE

    CORONAVIRUS : L’ÉCONOMIE MALGACHE MISE À MAL PAR LA CRISE SANITAIRE MONDIALE

    La Grande île est encore épargnée par la pandémie du coronavirus – aucun cas de contamination enregistré jusqu’à présent -, mais sur le plan économique, cette crise sanitaire internationale est de plus en plus ressentie au niveau des entreprises à Madagascar.
  • MINUTE FLASH 18 MARTSA 2020

    MINUTE FLASH 18 MARTSA 2020

    – FISOROHANA NY CORONAVIRUS : MIATO NY SIDINA ANATINY SY NY IVELANY
    – PPN : FANARAHA-MASO NY VIDIN’ENTANA
    – ORANGE PROLEAGUE : MANAIKY IZAY FANDAMINANA RAISIN’NY FANJAKANA

  • COACH DE FITNESS : UN MÉTIER PAS DU TOUT FACILE

    COACH DE FITNESS : UN MÉTIER PAS DU TOUT FACILE

    Un coach de fitness encadre et anime des séances de remise en forme. Le métier exige une grande qualité relationnelle et de la patience. Nous avons eu la chance de rencontrer trois coaches qui ont bien voulu nous partager leur quotidien. Le travail d’un coach de remise en forme est loin d’être une tâche facile. Témoignages.

  • ORANGE PRO LEAGUE : DES MATCHES DÉPLACÉS SUITE À L’INDISPONIBILITÉ DES STADES

    ORANGE PRO LEAGUE : DES MATCHES DÉPLACÉS SUITE À L’INDISPONIBILITÉ DES STADES

    Le stade de Mahamasina, celui de Barikadimy et le complexe sportif de Vontovorona ne peuvent pas accueillir les matches de la Pro-League. Le championnat national de football fait face en ce moment à des contraintes logistiques et organisationnelles.

    Mirado Rakotoharimalala, Secrétaire général de l’association des Clubs de Football Elite à Madagascar (CFEM) assure que des négociations sont en cours en vue de trouver des terrains où faire jouer les matches concernés par ces problèmes.
    Malgré ces difficultés, le président d’Orange Pro-League, Arno Steenkist se veut plus que rassurant. « La compétition se poursuit. Nous resterons aussi attentifs aux directives de l’administration concernant le problème du coronavirus », a-t-il déclaré.