BAREA DE MADAGASCAR – Point sur la santé des joueurs de l’équipe nationale malagasy [24 juin]
Interview du docteur Maminirina Razafinjatovo

Tonga ireo fampitaovana ny Foloalindahy malagasy, ary nitsena izany ny Filohan’ny Repoblika, Andry Nirina Rajoelina, anio teny amin’ny BANI Ivato. Hita tamin’izany fiara-manidina iray, angidim-by telo ary fiara tsy mataho-dalana. Araka ny nambarany dia mbola hisy fiara manidina ho avy.