Mbola hiresaka amin’ny tekinisianina ao amin’ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena, sy ny fampianarana teknika ary arakasa ny minisitra mpisolo toerana, Béatrice Elia Assoumacou vao hitondra fanazavana mikasika ireo raharaha mafana sy fanontaniana iandrasam-baliny ao amin’ity minisitera ity. Ny alatsinainy maraina teo no natao ny famindram-pahefana teo aminy sy teo amin’ny minisitra teo aloha Rijasoa Andriamanana. Ity farany izay nanompana ny lahateniny tamin’ny fisaorana ireo mpiara-miasa aminy.
Catégorie : Politique
-

Fitakiana ireo Nosy kely manodidina an’i Madagasikara, mbola hitohy ny fifampiresahana amin’ny Lafrantsa
Mitohy ny fifampiresahana eo amin’i Madagasikara sy Lafrantsa momba ireo nosy kely manodidina an’i Madagasikara, hoy ny minisitra ny Raharaham-bahiny, Djacoba Liva Tehindrazanareivelo nandritra ny fotoana nanaovany tatitra manoloana ireo solombavam-bahoaka ny talata 02 jona lasa teo.
Anisan’ny fanontaniana nendrasan’ny solombavambahoaka valiny taminy ny tohin’ny dfdampiantsoana nataony tamin’ny masoivoho frantsay monina eto Madagasikara. -

« IMMUNITE PARLEMENTAIRE » : Nifamaly ireo solombavambahoaka sasany sy ireo ministra.
Nikorontana ny teny amin’ny Centre de Conférence Intenational Ivato ny alakamisy 28 may. Ny antony dia tsy nankasitrahan’ireo solombavamboahaka ny tatitra nataon’ireo ministra sasantsasany mahakasika ny tsy fahafahana manenjika ireo solombavambahoaka am-perin’asa
-

SATA MIFEHY NY MPANOHITRA : Miandry ny antson’ny Antenimieran-doholona ireo solombavambahoaka hirosoana amin’ny fandresen-dahatra
Nampidirin’ny Antenimieran-doholona ho ao anatin’ny lahadika mandrintra tapa-bolana ho avy izao ny volavolan-dalàna mifehy ny satan’ny mpanohitra. Nanambara noho izany i Jean Brunel Razafitsiandraofa, filoha lefitra ny Antenimieram-pirenena, tompon’ny tolo-dalàna fa miandry ny antson’Anosikely izy ireo hirosoana amin’ny fandresen-dahatra.
-

RESTITUTION DES ILES EPARSES : Soutien inconditionnelle de l’Assemblée Nationale
RESTITUTION DES ILES EPARSES : Soutien inconditionnelle de l’Assemblée Nationale à la démarche de l’Etat malgache
L’Assemblée nationale a fait une déclaration, ce mercredi, au CCI Ivato. Les parlemenaires se sont dits opposés à la démarche de la France concernant les îles Eparses. La présidente de cette institution a assuré que les députés de Madagascar soutiennent l’initiative prise par le président Andry Rajoelina en vue de la restitution de ces îles au peuple malagasy. -

ILES EPARSES : Madagascar riposte au projet français sur l’archipel Glorieuses
Djakoba Liva Tehindrazanarivelo ministre malgache des affaires étrangères, convoque lundi à son bureau à Anosy l’ambassadeur de France, Christophe Bouchard. Il lui fait part, je cite » l’opposition ferme de l’Etat malgache au projet du gouvernement de la République française de créer une réserve naturelle nationale sur l’archipel des Glorieuses », fin de citation.
-

ANTENIMIERAM-PIRENENA : Hivory ara-potoana eny amin’ny CCI ivato
Ny Centre de conférence internationale Ivato no nofinidin’ny Antenimieram-pirenena hanatanterahina ny fivoriana ara-potoanany voalohany amin’ity taona 2020 ity. Izany dia mba hahafahana mitandro ireo fepetra ara-pahasalamana rehetra amin’izao fisian’ny valan’aretina coronavirus izao.



