Catégorie : Politique

  • JACQUES RANDRIANASOLO – TARA NY VOLA NANANTERAHANA NY ASA

    JACQUES RANDRIANASOLO – TARA NY VOLA NANANTERAHANA NY ASA

    JACQUES RANDRIANASOLO – TARA NY VOLA NANANTERAHANA NY ASA – Afaka ny fanazavana nentin’i Jacques Randrianasolo, ministry ny fitsarana teo aloha nandritry ny fifamindram-pahefana notanterahina ny 30 janoary teny Faravohitra, dia fohy ny fotoana nentiny nanatanterahana ny asa, sy ny andraikitra nomena azy. Iray volana mialoha ny fitsarana vao voarain’ny ministera izay tantanany ny vola hanatanterahana ny asa.

  • GOVERNEMANTA VAOVAO

    GOVERNEMANTA VAOVAO

    GOVERNEMANTA VAOVAO – Ny fifehezana ny vidin’entana sy ny fanamboarana ny foto-drafitr’asa eto amin’ny firenena no laharam-pahamehana hoy ny Praiminisitra, Christian Ntsay, nandritry ny fifamindram-pahefena tao amin’ny minisiteran’ny raharaham-bahiny.

    Nambarany ihany koa fa ny fahaiza-manao sy ny fitiva-tanindrazana no takiana avy amin’ireo minisitra vaovao ahafahana manatratra ny politika ankapoben’ny fanjakana.

  • GOVERNEMENTA VAOVAO : MINISTRA VAOVAO 10 NO VOATENDRY

    GOVERNEMENTA VAOVAO : MINISTRA VAOVAO 10 NO VOATENDRY

    ? GOVERNEMENTA VAOVAO – 24 no isan’ireo ministra voatendry ho ao amin’ny governementa vaovao izay hotarihin’ny Praiministra Christian Ntsay.

    10 amin’izy ireo dia vaovao avokoa, raha nijanona eo amin’ny toerany ary mbola hanohy ny asany ny 14 amin’izy ireo. « Tapitra tamin’ny faha 24-n’ny volana janoary teo ny fepotoana nomena ny governementa voalohany ka taorian’ny tombana natao no nahafana nanao izao fanitsiana izao » hoy ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina.

    Noho izany dia ekipa vaovao indray no hitantanana ny firenena ka vokatra avy hatrany ho andrasana amin’izy ireo, hoy hatrany ny filoha.

    1. Ministre de la Défense nationale : Général de Division Léon Jean Richard Rakotonirina
    2. Ministre des Affaires étrangères : Dr Djacoba Tehindrazanarivelo
    3. Ministre de l’Economie et des finances : Richard Randriamandrato
    4. Garde des Sceaux, Ministre de la Justice : Johnny Richard Andriamahefarivo
    5. Ministre de l’Intérieur et de la décentralisation : Tianarivelo Razafimahefa
    6. Ministre de le Sécurité Publique : Contrôleur général de Police Rafanomezantsoa
    7. Ministre de l’Aménagement du territoire et des Travaux publics : Hajo Andrianainarivelo
    8. Ministre de l’Education nationale, de l’enseignement technique et professionnel : Rijasoa Josoa lhasisambatra Andriamanana
    9. Ministre de la Santé publique : Professeur Ahmad Ahmad
    10. Ministre de l’Elevage, de l’Agriculture et de la pêche : Lucien Fanomezantsoa Ranarivelo
    11. Ministre de l’Energie et des hydrocarbures : Christian Ramarolahy
    12. Ministre des Mines et des ressources stratégiques : Fidiniavo Ravokatra
    13. Ministre des Transports, du tourisme et de la météorologie : Joel Randriamandranto
    14. Ministre du Travail, de l’Emploi, de la Fonction publique et des lois sociales : Gisèle Ranampy
    15. Ministre de l’Enseignement supérieur et de la recherche scientifique : Elia Béatrice Assoumakou
    16. Ministre de l’industrie, du commerce et de l’artisanat : Lantosoa Rakotomalala
    17. Ministre de l’environnement et du développement durable : Baomiavotse Vahinala Raharinirina
    18. Ministre des Postes, des Télécommunications et du développement numérique : Andriamanohisoa Ramaherijaona
    19. Ministre de la Population, de la protection sociale et de la promotion de la femme : Irmah Lucien Naharimamy
    20. Ministre de la Jeunesse et des Sports : Tinoka Roberto Michael Raharoarilala
    21. Ministre de la Communication et de la culture : Lalatiana Andriatongarivo Rakotondrazafy
    22. Secrétaire d’Etat auprès du ministère de la Défense nationale en charge de la Gendarmerie : Général de Division Richard Ravalomanana
    23. Ministre de l’Eau, de l’asssainissement et de l’hygiène : Voahary Rakotovelomanantsoa
    24. Vice ministre en charge des villes nouvelles et de l’habitat : Angelo Zasy

  • LISI-PIFIDIANANA : METY HAMAHA OLANA NY FIVADIANA ANY AMIN’NY « LISITRA BIOMETRIKA »

    LISI-PIFIDIANANA : METY HAMAHA OLANA NY FIVADIANA ANY AMIN’NY « LISITRA BIOMETRIKA »

    LISI-PIFIDIANANA – Nandritra ireo fifidianana telo notanterahana teto Madagasikara teo anelanelan’ny taona 2017 sy 2019 dia ambany hatrany ny taha-pavitrihan’ny mpifidy. Ny tsy fatatomombanan’ny lisi-pifidianana no anisan’ny antony nahatonga izany, raha araka ny fanazavan’ny Filohan’ny CENI, Hery Rakotomanana, omaly 28 janoary.

  • SAFIDY – Mila apetraka mazava ireo fepetra mampitombina ny fitoriana

    SAFIDY – Mila apetraka mazava ireo fepetra mampitombina ny fitoriana

    SAFIDY – Nandritra ny tatitra nataony ny 27 janoary tetsy Ambatonankanga, mahakasika ny fifidianana kaominaly sy mpanolo-tsaina farany teo, no nanambaran’ny Sampana Anarahamaso ny Fifidianana, Ivon’ny Demokrasia Ifarimbonana (SAFIDY), fa tsy mbola voafaritra mazava ny fepetra amin’ny maha azo raisiny, sy mitombina, ny fitoriana apetraka momban’ny olana ara-pifidianana. Manana olana mahakasika izany isika hoy i Harijaona Randriamoraniaina, Mpandritra mpanatanteraka eo anivon’ny Safidy. « Tsy mazava ny porofo tokony entina raha hametraka fitoriana » hoy ny tenany.

  • RATSIRAHONANA : « TSY MPANAKOROTANA AHO »

    RATSIRAHONANA : « TSY MPANAKOROTANA AHO »

    Asa Vita no Ifampitsarana. Fotokevitry ny antoko tantaniny nefa fotokeviny ihany koa. Raha asa tokoa dia efa betsaka ny vitan’i Norbert Lala Ratsirahonana teto amin’ny firenena. 81 taona izao ny lehilahy fa mbola tsy mieritreritra hijanona amin’ny fanaovana politika. Raha lazain’ny maro fa loharanon’ireo korontana politika maro teto Madagasikara izy, dia miaro tena kosa ny lehilahy ary maka ny toeran’ny mpampihavana mihitsy aza.

  • HCJ : 12 DOSSIERS EN PRIORITÉ

    HCJ : 12 DOSSIERS EN PRIORITÉ

    HCJ – Le traitement des dossiers au sein de la Haute cour de justice (HCJ) pourra enfin débuter. Après la prestation de serment des députés désignés membres de la HCJ, ce 21 janvier à la Cour suprême à Anosy, Tsimbazaza devrait désormais accepter de s’occuper des affaires qui leur seront transmises par les équipes de cette instance juridique.

    En effet, la HCJ a déjà saisi les membres de la Chambre basse pour une douzaine de dossiers impliquant des personnalités politiques, mais les députés auraient préféré attendre que leurs représentants au sein de la HCJ soient installés. C’est maintenant chose faite.

  • ANTANANARIVO RENIVOHITRA TAFAPETRAKA NY BEN’NY TANÀNA VAOVAO

    ANTANANARIVO RENIVOHITRA TAFAPETRAKA NY BEN’NY TANÀNA VAOVAO

    NAINA ANDRIANTSITOHAINA – Notontosaina ny marainan’ny 16 janoary 2020, tetsy amin’ny lapan’ny tanàna Analakely, ny fifamindram-pahefana teo amin’ny ben’ny tanàna ny Antananarivo renivohitra teo aloha, Lalao Ravalomanana, sy ny ben’ny tanàna voafidy vaovao, Naina Andriantsitohaina.

    Nanambara i Naina Andriantsitohaina fa tsy maintsy hirosoana aingana dia aingana ny asa, ary laharam-pahamehana aminy avokoa ny programan’asa rehetra.

  • ÎLES ÉPARSES – LA FRANCE AURAIT DÉJÀ PROPOSÉ UNE DATE POUR LA DEUXIÈME RÉUNION

    ÎLES ÉPARSES – LA FRANCE AURAIT DÉJÀ PROPOSÉ UNE DATE POUR LA DEUXIÈME RÉUNION

    ÎLES ÉPARSES – Après la réunion tenue par la commission mixte sur les Îles Éparses, en novembre 2019 au palais d’Andafiavaratra, l’Ambassadeur de France à Madagascar, Christophe Bouchard, ce 15 janvier à Ambatomena, évoque la tenue d’une deuxième réunion à Paris. La partie française aurait déjà proposée une date pour celle-ci.

  • NAINA ANDRIANTSITOHAINA : MILA ATAO HAINGANA NY FAMINDRAM-PAHEFANA

    NAINA ANDRIANTSITOHAINA : MILA ATAO HAINGANA NY FAMINDRAM-PAHEFANA

    Naina Andriantsitohaina no Ben’ny tanànan’Antananarivo Renivohitra vaovao. Mangataka ny hanaovana haingana ny famindram-pahefana eo aminy sy ny ben’ny tanàna teo aloha ny tenany, mba hahafahany miasa avy hatrany.