Misy amin’ireo fiara fitateram-bahoaka no tsy manana « gel désinfectant » intsony. Tsy manana zaraina ho azy ireo intsony ny tompon’andraikitra.
Catégorie : Social
-

AMERICAN SCHOOL D’ANTANANARIVO : Le campus se dote d’une centrale solaire
L’American School of Antananarivo vient de s’équiper d’une centrale solaire permettant de subvenir à 42% de ses besoins énergétiques. Cette démarche est faite dans le but de contribuer à la préservation de l’environnement mais aussi pour montrer aux élèves de l’ASA le fonctionnement d’une énergie verte.
-

CORONAVIRUS : Déconfinement partiel jour 17
– Mahamasina : 8h30
– Ambohijatovo : 09h30
– Betongolo : 09h40
– Ambatomainty : 09h45
– Ivandry : 10h15
-

FIATOHAN’NY FIASAN’NY TAXIBE : Nisy ihany ireo mpamily nanohy ny asany
Misy ireo taxibe izay niasa ihany, na dia teo aza ny fanambarana nataon’ny vondron’ny mpitatira, ny ampihato ny fiasan’ny taxibe, nohon’ny fatiantoka. -

CORONAVIRUS : Déconfinement partiel jour 16
– Ampasampito : 9h
– Ampasampito : 9h15
– Ambatomainty : 9h30
– Amboditsiry : 9h35
– Andranobevava : 9h40
– Marais Masay : 10h
– Ankorondrano : 10h15
– Ivandry : 10h20
-

FIHATOAN’NY TAXIBE : Nitsimbadika ny fandaharam-potoan’ireo olom-pirenena
Nanahirana ny fandehanana miasa sy fakenesana any am-pianarana, ary ny fodiana any antrano androany, hoan’ireo mpianatra sy mpiasa. Izany dia vokatry ny havitsian’ny taxibe, taorian’ny fanambarana nataon’ny vondron’ny mpitatitra omaly, 4 mai. -

FIAROVANA NY ALA : Mila miala tsikelikely amin’ny fampiasana saribao
Isan’ireo vina napetraky ny ministeran’ny Tontolo iainana sy ny fampandrosoana maharitra ny famerenana an’i Madagasikara ho nosy maitso. Isan’ny fomba hahatrarana izany ny fialana amin’ny fampiasana arina na saribao, izay miteraka fahapotehana ala aman’hektara maro isan-taona. Mbola vitsy nefa ny malagasy no afaka mampiasa sy mahatakatra ireo angovo hafa.
-

CORONAVIRUS : Déconfinement partiel jour 15
– Mahamasina : 8h30
– Antaninarenina : 9h
– Ambodivona 9h30
– Ambatomainty : 9h40
– Andranobevava : 9h45
– Analamahitsy : 10h
– Ivandry : 10h15
-

VOKATRY NY FIHIBOHANA : Nirongatra be ny fanimbana tontolo iainana
Nirongatra be indray ny fanimbana ny tontolo iainana nandritra ny vanim-potoanan’ny fihibohona hoy ireo fiaramonim-pirenena misehatra amin’izany. Nilaza kosa ny ministry ny tontolo iainana sy ny fampandrosoana maharitra Baomiavotse Vahinala Raharinirina fa efa fantatry ny fanjakana mialoha izany ary efa nisy ny fepetra noraisina.
-

MPIASA MALAGASY : Misy ireo mahatsiaro ho natao tsinontsinona nandritra ny fihibohana
Tahaka ny isan-taona dia nanamarika ny Fetin’ny asa ireo sendika maro samihafa na dia eo aza ny hamehana ara-pahasalamana. Nambaran’izy ireo fa natao ankilabao ny mpiasa malagasy nandritra ny 45 andro nisian’ny fihibohana.
