Catégorie : Social

  • ÉDUCATION SEXUELLE : PARLER A LA BONNE PERSONNE AU BON MOMENT

    ÉDUCATION SEXUELLE : PARLER A LA BONNE PERSONNE AU BON MOMENT

    Selon l’UNICEF, plus de 40 % des filles de 20 à 24 ans ont contracté leur premier rapport sexuel avant l’âge de 18 ans. Un décès sur trois, chez les jeunes mères, est lié à une grossesse précoce. Parler de sexe reste jusqu’à maintenant tabou dans la société malgache. Pourtant, discuter de ce sujet en famille s’avère inévitable si l’on veut garantir un meilleur avenir pour les générations futures ? Reportage.
  • INDICE DES PPN MOIS DE FEVRIER

    INDICE DES PPN MOIS DE FEVRIER

    Extrait des prix des PPN sur le mois de février 2020
  • SAFER INTERNET DAY

    SAFER INTERNET DAY

    SAFER INTERNET DAY : 84 %-N’NY TANORA NO IHARAN’NY HERISETRA ANY ANATY ATERINETO

    Miroborobo ny fampiasana ny aterineto eto Madagaskara ary miha-maro hatrany koa ny tanora manjifa ity teknolojian-tserasera ity. Araka ny nambaran’ny Youth First Madagascar dia iharan’ny herisetra avy amin’ireny tambazotra sosialy ireny ny 84%-n’ny tanora mampiasa aterineto eto amin’ny Nosy. Tsy mbola mahafehy ny fampiasana ity fitaovam-pifandraisana ity mantsy ireto farany ka zary sakana amin’y fivoarana izany.
    Etsy ankilany anefa dia manamafy ny Youth First Madagascar fa maro ny tombotsoa azo avy amin’ny fampiasana ny aterineto raha toa ka hay sy voalanjalanja izany.
    Nentin’ny Youth First Madagascar nanamarihana ny andro iraisam-pirenena ho an’ny fampiasana ny aterineto voaaro na ny « Internet safer day » ny datin’ny 29 febroary. Natao tetsy amin’ny ivon-toeran’ny kolontsaina Antsahavola izao hetsika izao mba hampahafantarana ny tanora ny tokony hatao hifehezana ny tontolon’ny aterineto.

  • FAHAIZA-MIAINA

    FAHAIZA-MIAINA

    AHAIZA-MIAINA : TOMPON’ANDRAIKITRA AMIN’NY FIKAJIANA NY FAHADIOVAN’NY TANANA NY OLOM-PIRENENA REHETRA

    Tsy ny mpanadio irery ny tompon’antoka amin’ny fikajiana ny fahadiovan’ny tananan’Antananarivo. Ny olom-pirenena tsirairay dia manana anjara andraikitra amin’izany. Ireto ary ireo tsara ho fantatra mahakasika ny fepetra mifehy ny fanariana fako eto an-drenivohitra.

  • DÉVELOPPEMENT DURABLE : Transmettre pour le bénéfice de tous

    DÉVELOPPEMENT DURABLE : Transmettre pour le bénéfice de tous

    Le développement durable commence à prendre place à Madagascar. Tsaratanana en est un exemple concret. Ayant débuté par un projet dénommé « Une famille, un toit », le but de ses fondateurs était d’améliorer la condition de vie de familles démunies en préservant leur dignité par le refus de toute forme d’assistanat. Actuellement, les habitants de l’écovillage de Tsaratanana sont autonomes, et sont capables de se prendre en main. Ses fondateurs ne s’arrêtent pas là. Ils ont créé ce qu’ils appellent une « transmission », afin de partager la vision et les valeurs du changement durable à d’autres porteurs de projets pour les aider à réussir la leur. Anne et Joaquim nous explique comment.
  • CREER DE NOUVELLES CHOSES, INNOVER : SAHA, LE FOYER DE VIE DE DIEUDONNE

    CREER DE NOUVELLES CHOSES, INNOVER : SAHA, LE FOYER DE VIE DE DIEUDONNE

    Saha est un refuge pour tout le monde, avec ou sans handicap, homme ou femme. Dieudonné a ouvert les portes de sa maison, et de son atelier à toutes les personnes voulant travailler et désirant repartir du bon pied. Dans ce refuge, il se soucie de ces ouvriers : formation pour les plus grands, école pour leurs enfants.
  • « FÉMININ SINGULIER » : UNE NOUVELLE ÉDITION ENRICHIE

    « FÉMININ SINGULIER » : UNE NOUVELLE ÉDITION ENRICHIE

    La série télévisée « Féminin Singulier », produite par « Mémoire Vive » revient avec une nouvelle édition enrichie. Le réalisateur de ce court métrage, Christian Béguinet et son assistante Kemba Ranavela nous parlent des améliorations apportées à cette série dont le lancement a eu lieu ce 22 février.
  • « CELLULE MIXTE D’ENQUÊTE » : HANOVA FAMINDRA

    « CELLULE MIXTE D’ENQUÊTE » : HANOVA FAMINDRA

    Niaiky ny sekreteram-panjakana misahana ny Zandarimariam-pirenena, ny Jeneraly Richard Ravalomanana, fa nisy ny tsy fahalavorariana teo amin’ny fitantanana ny « Cellule mixte d’enquête ». Nanome toky izy fa hisy fanovana ny fomba fiasa eo anivon’ity vondrona mpanao fanadihadiana ity.

  • VANINANDRON’NY PESTA : TSY AHIANA HO TOY NY TAMIN’NY TAONA 2017

    VANINANDRON’NY PESTA : TSY AHIANA HO TOY NY TAMIN’NY TAONA 2017

    Mitondra fanazavana mahakasika ny valan’aretina pesta izay miseho any amin’ny faritra maro manerana ny nosy amin’izao fotoana izao, ny avy ao amin’ny ministeran’ny fahasalamam-bahoaka.
  • SEKOLY FIANARANA MAMILY FIARAKODIA : HISY FENITRA VAOVAO HAPETRAKA

    SEKOLY FIANARANA MAMILY FIARAKODIA : HISY FENITRA VAOVAO HAPETRAKA

    Hisy fenitra vaovao hapetraka mahakasika ny fampianarana mamily fiarakodia eto Madagasikara. Io no nambaran’ny minisitry ny fitaterana, fizahantany ary ny famantarana ny toetr’andro, Joël Randriamandranto. Manoloana ny tsy faneken’ny frantsay ny fahazoan-dàlana mamily fiarakodia nomena teto Madagasikara dia nanamafy ny tenany fa efa tamin’ny taona lasa no nanomboka nijery ifotony ny lesoka tokony harenina momba izany ny teo anivon’ny ministera.