Manodidina ny 100 eo ho eo ireo mpianatra malagasy mandranto fianarana any Jiangxi Nanchang (Chine). 264 km no manelanelana azy amin’ny tananan’i Wuhan, foiben’ny Coronavirus. Miparitaka amin’ny oniversite sy toerana maro ao Jiangxi Nanchang izy ireo.
Mitantara ny fiainan’ireo malagasy miatrika ity valana’aretina ity i Micharol Harinirina Santatriniaina, mpianatra iray mipetraka ao Jiangxi Nanchang. Ny tontolo androny sy ny zava-misy marina any an-toerana.
Catégorie : Social
-

MPIANATRA MALAGASY ANY CHINE : MITEBITEBY NOHON’NY CORONAVIRUS
-

ANDRO RATSY « FRANCISCO » : EFA MIPETRAPETRAKA NY VONJY VOINA HOY NY BNGRC
Manoloana ny fandalovan’ny andro ratsy tany amin’ny distrikan’ny Mahanoro dia efa nandray ny andraikiny ny fanjakana hoy ny jeneraly Gabriel Ramanantsoa, tale miandraikitra ny « Patrimoine » sy ny fitantanan-draharaha ao amin’ny BNGRC. Efa miomana sahady amin’ny fiatrehana ny kere any atsimo ihany koa ity sampan-draharaha ity.
-

VALAN-JAVABOAHARY : NAHITA FIHENANA NY FITRANDRAHANA TSY MANARA-DALANA
Maro ny tsindry mianjady amin’ireo valan-javaboahary eto Madagasikara. Nahitana fihenana anefa izany tsindry izany nanoloana ny ezaka sy ny fanentanana natao teny anivon’ireo vondron’olona ifotony. Mifampiankina ny fivoaran’ny valan-javaboahary sy ny fiainan’ny mponina an-drenivohitra. Noho izany, raha mbola misy ny fampiasana hazo aty an-tanan-dehibe dia tsy hitsahatra ny fitrandrahana sy fanapahana ala tsy ara-dalàna any anatin’ireny toerana ireny.
-

ORINASA KRAOMA, NANAIKY NY VAHAOLANA NAROSON’NY FANJAKANA NY MPIASA
Tao aorian’ny hetsika fitakiana karama nataon’ny mpiasan’ny orinasa Kraomita Malagasy, ny alatsinainy 10 febroary lasa teo, dia nihaona tamin’ny minisitry ny Harena an-kibon’ny tany sy ny loharanon-karena stratejika, Fidiniavo Ravokatra ny solontenan’izy ireo ny 14 febroary teny Ampandrianomby. « Tsy afa-po tamin’ny dinika nifanaovana izahay », hoy i Dina Andrianirina, misolo tena ireo mpiasa. Nanambara kosa ny tenany fa eken’izy ireo ny vahaolana naroson’ny minisitra.
Vahaolana maharitra no karohina hoy ny minisititra Fidiniavo Ravokatra mba hahafahan’ny orinasa -

97% DES ENFANTS DE MOINS DE 10 ANS NE SAVENT PAS LIRE
97% des enfants de moins de 10 ans à Madagascar ne savent pas lire. C’est la triste réalité du secteur de l’éducation dévoilée par la Banque Mondiale, hier 13 février, lors de la présentation du « Mémorandum économique sur Madagascar. Marie-Chantal Uwanyiligira, Directrice résidente de cette institution à Madagascar, suggère que l’administration réagisse rapidement face à cette situation parce que des milliers d’enfants malgaches sont en danger.
-

SAINT VALENTIN : UN SEXOLOGUE DONNE SON AVIS
Le jour du 14 fevrier ou la fête des amoureux est le temps pour chaque couple de prouver sa flamme pour l’autre. Le sexologue, Jureville Andriamasinirina affirme souvent que c’est à ce moment que les jeunes en profitent pour passer à une étape intime de la vie d’un couple. Des points méritent d’être expliqué afin d’éviter les grossesses précoces. -

FIADIDINA NY TANANA
TSENA – Mbola mitohy hatrany ny fandaminana ireo mpivarotra amoron-dàlana eto an-drenivohitra. Misy araka izany ny toerana namindrana azy ireo. Mila manaraka ny fitsipika hentitra apetraky ny fiadidiana ny tanàna ny mpivarotra rehefa manao ny asa fivarotany. Ohatra amin’ireny ny fanajana ny fandaminana sy ny fanadiovana ny toerana rehefa miala izy ireo. -

EXPLOITATION SEXUELLE DES ENFANTS : LA LUTTE PASSE AUSSI PAR LES MEDIAS
Durant neuf mois, Ecpat France, une ONG œuvrant pour la lutte contre l’exploitation sexuelle des enfants a mené une campagne de monitorage des médias à Madagascar. A l’issue de cette action, cette structure a émis des recommandations visant à prévenir certaines pratiques journalistiques susceptibles de compromettre le succès des initiatives prises pour éradiquer ce fléau. Ecpat note dans ses conclusions quelques améliorations. -

IREO FEPETRA IDIRANA ETO MADAGASIKARA – CORONAVIRUS
CORONAVIRUS – IREO FEPETRA IDIRANA ETO MADAGASIKARA
Manoloana ny firongatry ny valan’aretina coronavirus any Chine dia niteny ny Minisitry ny fitanterana, ny famantarana ny toetr’andro ary ny fizahantany, Joel Randriamandranto, fa ho an’ireo hody aty Madagasikara dia misy ireo fepetra mila arahina. Izany no natao mba hiarovana ny malagasy manoloana izany aretina izany.
-

CORONAVIRUS : MBOLA MISY TRANGA VOHAMARINA HOY NY PRAIMINISTRA
CORONAVIRUS – Olona 17 ankehitriny no arahi-maso eny amin’ny CHU Anosiala noho ny fitsirihana hiarovana amin’ny fihanaky ny Coronavirus. Io no tatitra azo avy amin’ny DGFS na ny « Direction Générale de Fourniture des Soins » eo anivon’ny ministeran’ny fahasalamam-bahoaka. Raha ny fantatra dia olona vao tonga tsy ela avy any Chine izy ireto. Hatreto kosa dia mbola tsy nahitana ny soritr’aretina izy ireo raha ny fanazavana hatrany. Nitondra fanazavana mahakasika azy ireo ny Praiministra Christian Ntsay anio maraina (11 febroary) teny Ambohijatovo.