Catégorie : Social

  • SAMVA, BIENTÔT PLACÉ SOUS LA TUTELLE DE LA CUA

    SAMVA, BIENTÔT PLACÉ SOUS LA TUTELLE DE LA CUA

    ANTANANARIVO – La restitution de la tutelle du Service autonome de maintenance de la ville d’Antananarivo (SAMVA) à la CUA est sur la bonne voie. C’est ce qu’a confié, ce 20 janvier, Voahirana Rasoamanantena, le directeur de la promotion de l’hygiène auprès ministère de l’Énergie, de l’eau et des hydrocarbures (MEEH). Ce processus ne durera pas longtemps selon elle, compte tenu du fait que le Code de l’eau stipule que l’assainissement de la ville est à la charge de la Commune.
  • ZOTRA RN7 SY RN44 ENY AMBOHIMANAMBOLA

    ZOTRA RN7 SY RN44 ENY AMBOHIMANAMBOLA

    ZOTRA RN7 SY RN44 – « Mbola maro ireo kipitsopitsony tsy tomombana eny amin’ny tobim-pantsonana eny Ambohimanambola ka nampiandrasina aloha ny famindrana ireo zotra mampitohy ny RN7 sy RN44 amin’ny Renivohitra ». Io no fanazavana nomen’ny Jeneraly Jeannot Reribake, Tale jeneraly ny Agence des Transports Terrestres, na ATT. Tsy mbola fantatra noho izany ny fotoana hifindran’ireo mpitatitra eny an-toerana.
  • MALNUTRITION CHRONIQUE, UN ENFANT SUR DEUX CONDAMNÉ

    MALNUTRITION CHRONIQUE, UN ENFANT SUR DEUX CONDAMNÉ

    MALNUTRITION – À Madagascar, un enfant sur deux souffre de la malnutrition chronique. Le coordonnateur de l’Office national de nutrition (ONN), Lucie Solofonirina, d’annoncer, ce 20 janvier à Ivandry, que si un enfant est atteint de malnutrition, selon son âge, celui-ci pourrait être condamné, avec une situation irréversible.
  • REBOISEMENT : OUVERTURE DE LA CAMPAGNE ANNUELLE À FIRARAZANA

    REBOISEMENT : OUVERTURE DE LA CAMPAGNE ANNUELLE À FIRARAZANA

    REBOISEMENT – C’est à 30 km au nord d’Ankazobe, le 19 janvier 2020, dans le Fokontany de Firarazana que s’est tenue l’ouverture officielle de la campagne annuelle de reboisement nationale. Sur une superficie de 500 ha, 12.000 personnes, fonctionnaires et civils, se sont donné la main pour planter 1.200.000 jeunes plants.
  • GPS AMIN’NY TAXI-BE : MBOLA MISALASALA IREO MPAMILY

    GPS AMIN’NY TAXI-BE : MBOLA MISALASALA IREO MPAMILY

    GPS AMIN’NY TAXI-BE – 3 volana mahery sahady izay no nanombohan’ny fampiasana ny GPS tamin’ireo Taxi-be nofantenana teto Antananarivo. Hatreto dia mbola hita ho mizarazara ihany ny hevitry ny mpamily mahakasika azy ity. Raha efa manomboka resy lahatra amin’ireo tombotsoa entiny ireo izay efa mampiasa izany, dia hita ho mbola malaina kosa ireo sasany hiditra amin’izany, nohon’ny antony maro samihafa. Anisan’ireo resy lahatra i Parfait, mpamily. Na dia vao tapa-bolana ary izy no nampiasa ny GPS dia tsapany ny fihatsaran’ny asany mihoatra nohon’ny tamin’izy mbola tsy nampiasa izany.

  • LES ARTISTES SE TIENNENT LA MAIN

    LES ARTISTES SE TIENNENT LA MAIN

    Pour leur santé, les artistes malgaches sont confrontés à eux-mêmes, ils se serrent généralement les coudes face aux maladies graves, en utilisant les moyens du bord et en comptant sur leurs réseaux. À Madagascar, ils n’ont aucune protection sociale ni d’assurance fournies par l’État. Il existe cependant un statut des artistes, rédigé et validé par le ministère de tutelle, mais il semble plus que nécessaire de l’améliorer.

    Fanaiky, bassiste légendaire de la Grande île, est atteint d’une maladie rénale, qui nécessite impérativement une greffe. Il ne peut compter que sur lui, sa famille et ses connaissances pour espérer de la solidarité. Quel est le sort réservé à ces personnes qui vivent de leur art ? Reportage.

  • DIARY NOFY – LES NOMS DES GAGNANTS DU CONCOURS ENFIN PUBLIÉS

    DIARY NOFY – LES NOMS DES GAGNANTS DU CONCOURS ENFIN PUBLIÉS

    DIARY NOFY – Les noms des gagnants du concours d’histoires écrites, Diary Nofy, sont enfin connus. Hier, 16 janvier, les organisateurs ont annoncé, sur leur page Facebook, leurs cinq meilleures histoires et auteurs.

  • FANESORANA MPIVAROTRA AMORON-DALANA – NITOHY TENY ANOSIBE SY ANOSIZATO

    FANESORANA MPIVAROTRA AMORON-DALANA – NITOHY TENY ANOSIBE SY ANOSIZATO

    FANESORANA MPIVAROTRA AMORON-DALANA – Mitohy hatrany ny asa fandaminana an’Antananarivo Renivohitra ataon’ny mpitandro filaminana. Androany 17 janoary dia teny amin’ny faritra Anosibe sy Anosizato ny fanalàna ireo mpivarotra amoron-dalana. Noesorina tamin’izany ireo trano hazo sy « kioska » amin’ny ny sisin’arabe izay tao anaty fimonomonoman’ireo mpivarotra.
  • HIPARITAKA MANERANA NY NOSY IREO TANORA HANDALINA NY MARIDREFIN’NY FAHANTRANA ETO MADAGASIKARA

    HIPARITAKA MANERANA NY NOSY IREO TANORA HANDALINA NY MARIDREFIN’NY FAHANTRANA ETO MADAGASIKARA

    Tontosa androany ny fihofanana nataon’ireo mpianatra izay handalina momba ny toetry ny fianakaviana sy ny fahantrana misy eto Madagasikara. Natao moa izany mba hanitsiana ny maridrefy nisy teo taloha. Mahatratra hatramin’ny 124 eo ireo tanora nahazo fihofanana, ary hiparitaka amin’ireo faritra 22 manerana ny Nosy izany ka haharitra erin-taona ny asa.
  • LAPAN’NY FITSARANA ANOSY : NAVAOZINA NY FOTO-DRAFITR’ASA TENY AN-TOERANA

    LAPAN’NY FITSARANA ANOSY : NAVAOZINA NY FOTO-DRAFITR’ASA TENY AN-TOERANA

    LAPAN’NY FITSARANA ANOSY – Notokananan’ny Minisitry ny Fitsarana, Jacques Randrianasolo, ny 17 Janoary 2020 tetsy amin’ny lapàn’ny fitsarana Anosy ny foto-drafitr’asa vaovao, izay ahitana « caméra de surveillance » sy ny fitaovana elektronika hafa, hisorohana ny halatra sy ny kolikoly misy eny an-toerana.