Catégorie : Recommandations

  • KOLON-TSAINA – Toaka gasy, vokatra sy fomban-tany mahabe resaka

    KOLON-TSAINA – Toaka gasy, vokatra sy fomban-tany mahabe resaka

    https://youtu.be/Xr7d6Z983sM

    Hatreto aloha dia mbola tsy ara-dalàna ny fanamboarana, ny fivarotana ary ny fitaterana ny toaka gasy. Tsy neken’ireo loholona ny tolo-dalàna naroson’ny filoha lefitry ny Antenimierampirenena, Jean Brunelle Razafitsiandraofa momba io toaka gasy io. Ho fitsinjovana ny fahasalamana no antony tsy mbola anekena ity toaka gasy ity ho ara-dalàna, hoy ny loholona Herilaza Imbiki. Ny hahafahana mametraka ny fitsipika hifehy ity vokatra, izay tsy afa-misaraka amin’ny kolontsaina malagasy ary ampiasana Malagasy maro no antony tokony hananana lalàna mifehy azy, hoy kosa ny solombavambahoaka Jean Brunelle Razafitsiandraofa.

  • DIPLOMATIE – Une ancienne de l’école de guerre à la tête de l’ambassade américaine de Madagascar et des Comores

    DIPLOMATIE – Une ancienne de l’école de guerre à la tête de l’ambassade américaine de Madagascar et des Comores

    Antananarivo, 27 Juin, 15h52 – Le successeur de Michael Pelletier connu. Le président américain Joe Biden a nommé Claire A. Pierangelo comme ambassadeur plenipotentiaire des États-Unis pour la République de Madagascar et les Comores vendredi.
    ⭕Cette diplomate américaine était, avant cette nomination, consul des Etats-unis au Nigeria. Elle y a été en service depuis Août 2019, soit un an et demi.
    ⭕Diplomate aguerrie avec 36 ans de carrière, Claire A. Pierangelo est aussi une experte en stratégie militaire. Elle a, entre autres, suivi une formation à l’école nationale de guerre des USA où elle a étudié la sécurité nationale. Elle y a aussi été vice-directeur dans le volet diplomatie pendant deux ans.
    ⭕Selon les experts américains, cette nomination a pour but de renforcer la présence des États-Unis dans le canal de Mozambique.
    ⭕Claire A. Pierangelo va donc succéder à Michael Pelletier qui a été nommé ambassadeur des Etats-Unis auprès de la République de Madagascar et de l’Union des Comores en Janvier 2019. Michael Pelletier a occupé ce poste pendant un peu plus d’un an. Ce diplomate aux 34 annés de carrière vient récemment de partir à la retraite.
    Photo : Ambassade des États Unis au Nigeria
  • Madagasikara

    Madagasikara

    https://youtu.be/OGPfkAyTFOU

     

  • FOMBA FITENY – Aza hadinoina fa ny teny disoina azo ahitsy

    FOMBA FITENY – Aza hadinoina fa ny teny disoina azo ahitsy

    https://youtu.be/vt3TJgh7ws4

    Matetika mihitsy isika mandiso rehefa miteny. Hoy isika hoe « aza hadino » nefa « aza hadinoina » no tokony ho fiteny azy. Na koa hoe « avoakao » nefa « avoahy » no marina. Mazàna koa isika miteny hoe « itovizana » nefa tsy tokony hisy « z » mihitsy raha ny tena izy. Fanitsiana sy fanazavana.

  • FETE NATIONALE – Cinq minutes de feux d’artifice pour marquer le 61ème anniversaire de l’Indépendance

    FETE NATIONALE – Cinq minutes de feux d’artifice pour marquer le 61ème anniversaire de l’Indépendance

    FETE NATIONALE – Cinq minutes de feux d’artifice pour marquer le 61ème anniversaire de l’Indépendance

  • 26 JONA – Mangingina ny tanàna eo am-piandrasana ny matso, vitsivitsy ny tsena mbola nisokatra

    26 JONA – Mangingina ny tanàna eo am-piandrasana ny matso, vitsivitsy ny tsena mbola nisokatra

    Volon’andro fety Antananarivo. Mangingina ny teny afovoan-tanàna. Andro tsy fiasana. Na izany aza, nisy ihany ireo tsena sy toeram-pivarotana nisokatra, nahafahan’ireo tsy mbola nahavita ny tsenany tamin’ny faran’ny herinandro nividy izay mbola azo novidiana.

  • Tetsy sy teroa

    Tetsy sy teroa

    Tetsy sy teroa

  • FETIN’NY FAHALEOVANTENA – Mahamasina ora vitsy alohan’ny matso

    FETIN’NY FAHALEOVANTENA – Mahamasina ora vitsy alohan’ny matso

    Vao maraina dia efa maro ireo olona tonga teny Mahamasina namandrika toerana. Tao ireo naniry ny hitsidika ny toerana alohan’ny hanombohan’ny matso fankalazana ny faha-61 taonan’ny fiverenan’ny fahaleovan-tena. Tao ihany koa ireo mpitandro ny filaminana miomankomana hanao matso.

  • Fanamarihana ny fankalazana ny faha-61 taona niverenan’ny Fahaleovan-tena sy ny nahaterahan’ny Foloalindahy.

    Fanamarihana ny fankalazana ny faha-61 taona niverenan’ny Fahaleovan-tena sy ny nahaterahan’ny Foloalindahy.

    Fanamarihana ny fankalazana ny faha-61 taona niverenan’ny Fahaleovan-tena sy ny nahaterahan’ny Foloalindahy.
    Mivantana avy eny Mahamasina. Sary sy Feo : TVM
    https://m.facebook.com/story.php?story_fbid=4046521142083558&id=110141410632992

  • FETIN’NY FAHALEOVAN-TENA – Zoma mahafinaritra alohan’ny « Vainty-Sisy »

    FETIN’NY FAHALEOVAN-TENA – Zoma mahafinaritra alohan’ny « Vainty-Sisy »

    Hipoka olona teny amin’ny lalam-baovao, « Rocade-n’Iarivo ». Rakotra olona teny Analakely, teo amin’ny Araben’ny Fahaleovan-tena. Ny teny an-tanàna tsirairay teny moa dia naresaka aoka izany. Efa ela tsy nifety ny Malagasy ka na tsy nisy aza ny « podium » mahazatra nokarakarain’ny fitondram-panjakana dia nivoaka nilanonana ny olona. Tahaka ny hoe nanenjika sy nanonitra ilay fety tsy nisy tamin’ny taon-dasa. Na ny ankizikely na ny tanora na ny olon-dehibe, niaraka nirohotra nivoaka avokoa. Tahaka ny hoe niafina izany ny tsimokaretina coronavirus. Noroahin’ny hazavana mamirapiratra nentin’ny jiro fotsy mena maitso nandravaka an’Antananarivo, noroahin’ny labozia mirehitra anaty harendrina taratasy, noroahin’ny « lazera » maro loko vita sinoa amin’ny endrika maro, noroahin’ny feon-kira « let it go » (« lerigo » hoy ny ankizy) kentsona mihiaka fa « afaka, votsotra » (« libéré, délivré »). Ny zoma mahafinaritra an’Antananarivo talohan’ny « Vainty Sisy » anaty horonan-tsary.