Catégorie : Reportages
-

VAOVAO – MINUTE FLASH 06 SEPTAMBRA 2021
– VALANARETINA – Tsy nisy ny aina nafoy noho ny coronavirus omaly alahady, tsy nisy ny tranga vaovao teto Madagasikara, nahitana tranga miabo ny mpilalaon’ny Barea anankiray tany Tanzania– FANADINANA OFISIALY – Eo am-pandinihana ny naoty farany ambany hanomezana ny diplaoma bakalorea ny mpitsara ny fanadinana any Antsiranana– BAOLINA KITRA – Hametraka lamina vaovao eo amin’ny firafitry ny Barea ny mpanazatra Eric Rabesandratana hiatrehana ny lalao amin’i Tanzania rahampitso Talata -

RENTREE – En librairie, dans les rues ou chez les bouquinistes : le choix des parents d’élèves pour les manuels scolaires
Les manuels scolaires et les livres de littérature sont les incontournables de la rentrée. Ils pèsent souvent sur le portefeuille des parents qui cherchent à se les procurer au meilleur prix. Certains choisissent de les acheter d’occasion auprès des bouquinistes d’Ambohijatovo, d’autres préfèrent marchander auprès des marchands de rue. Puis, il y a ceux qui ne vont que dans les librairies. Et vous, vous avez acheté les manuels scolaires de vos enfants auprès de quels revendeurs ?
-

MUSIQUE- Ayo Naej en quête de place dans la cour des grands
Un featuring avec la superstar Tence Mena dans « Idoko » a révélé au grand public le talent de Ayo Naej. Le jeune chanteur de Nosy Be continue sur sa lancée. Il rêve de mener une carrière internationale.
-

VAOVAO – MINUTE FLASH 03 SEPTAMBRA 2021
– VALANARETINA : Tsy nisy ny aina nafoy noho ny coronavirus tamin’ny datin’ny 2 Septambra, roa ireo tranga vaovao hita– VAROTRA : Noferan’ny fanjakana ho 250 dolara farafahakeliny ny kilaon’ny lavanila fanondrana.– BAOLINA KITRA : Ny sabotsy 4 Septambra no hanainga ho any Tanzania ny mpilalao Barea -

FOOTBALL/BAREA – Des leçons à tirer après la défaite pour faire face au prochain match
Les Barea de Madagascar ont perdu leur match inaugural dans la course à la qualification pour le mondial 2022 face au Bénin (0-1) jeudi. Un match perdu dans les têtes estime Eric Rabesandratana qui pense que ses poulains ont failli mentalement. Le coach indique qu’il va tirer les enseignements de cette défaite en se projetant des maintenant sur le deuxième match face à la Tanzanie mardi prochain.
-

FOOTBALL – Ambiance au stade et en dehors du stade
Résumé en images de l’après-midi du 2 Septembre riche en émotion au tout nouveau Stade Barea de Mahamasina et dans les fans-zones. Entre l’ouverture officielle du stade Barea par le président Andry Rajoelina et Samuel Eto’o et l’ascenseur émotionnel qu’ont vécu les spectateurs lors du match opposant les Barea aux Bénin. Ambiance.
https://youtu.be/nUrD5ziPctI
-

VAOVAO – MINUTE FLASH 02 SEPTAMBRA 2021
– ARETI-MIFINDRA : Olona fito no maty vokatry ny pesta mpahazo ny avokavoka tany amin’ny kaominina ambanivohitr’i Miandrandra Arivonimamo– BAOLINA KITRA : Tapak’andro maraina ihany dia lany ny tapakila manokana namidy 20 000 ariary sy 30 000ariary hahafahana mijery ny baolina hifanandrinan’i Madagasikara sy i Bénin.– FITATERANA : Ho hampidirina ambalam-pamonjana ireo cyclo-pousse sy ireo fitaovam-pitaterana tsy nahazo alalàna, araka ny tapaky ny manam-pahefana monisipaly. -

BAOLINA KITRA – Famakafakana alohan’ny lalao hihaonan’i Madagasikara sy i Bénin
Ny ho endrikin’ny ekipam-pirenena, ireo mpilalao mety hajoron’ny mpanazatra, ny erijikan’i Madagasikara ao anatin’ny vondrona J amin’ny fifanintsanana hiakarana amin’ny fiadiana ny amboara eran-tany 2022. Iarahana amin’i Andriamanambe Raoto, mpanao gazety, sy i Mirado Rakotoharimalala, mpisehatra eo amin’ny baolina kitra. Mpanentana : Iloniaina Alain, mpanao gazetin’ny www.2424.mg.

