Catégorie : Reportages
-

VAOVAO – MINUTE FLASH 01 SEPTAMBRA 2021
– VAHINY NASAINA : Tonga eto Madagasikara hanatrika ny fanokafana ny kianja Barea i Samuel Eto’o– BAOLINA KITRA : Hisy ny tapakila ho jifaina hiatrehana ny lalao Madagasikara sy Benin– FAMPITANA BAOLINA KITRA : Toerana miisa enina eto an-tanànan’Antananarivo no hametrahana efijery lehibe hahafahan’ireo mpankafy baolina kitra mijery mivantana ny lalaon’i Madagasikara sy i Benin, ny 2 Septambra izao. -

ARTISANAT- Quand l’éclat de l’aluminium sort de nos cuisines
Massif et éclatant, l’aluminium se décline sous toutes les formes.Ce métal orne notre maison et va même accessoiriser l’habillement chez les femmes.La filière aluminium étend sa gamme de produits en proposant de plus en plus d’articles destinés à la décoration d’intérieur ou à la bijouterie. -

VAOVAO – MINUTE FLASH 30 AOGOSITRA 2021
– FITATERANA – Mety hampisy fikorontanana eto an-drenivohitra ny fanomezan-dalana ny Taxis-motos– HETSIKA : Nahemotra amin’ny 4 Septambra ny fitokanana ny kianja Barea Mahamasina– FANATANJAHANTENA : Tsy hiatrika ireo lalao fifanintsanana roa voalohany hiadiana ny Tompon-daka maneran-tany 2022 amin’ny baolina kitra i Jeremy Morel sy Marco Ilaimaharitra





