Catégorie : À la une

  • ANDRO FARANY HODIANA : Miha vitsy ireo mpandeha

    ANDRO FARANY HODIANA : Miha vitsy ireo mpandeha

    Antananarivo 9 aprily 2020 – Manana ny antony manokana ireo mpandeha izay namonjy ny tobim-piantsonana ny 9 aprily 2020, andro farany hahafahan’ireo mponina mody any amin’ny toerana niaviany. Nizotra am-pilaminana ny teny amin’ny Gare Routière Maki Andohatapenaka tamin’ity andro fahatelo ity raha mitaha tamin’ireo andro roa voalohany.

  • MAKI ANDOHATAPENAKA : Manodidina ny 8000 ireo olona lasa tao anaty telo andro

    MAKI ANDOHATAPENAKA : Manodidina ny 8000 ireo olona lasa tao anaty telo andro

    Antananarivo 9 aprily 2020 – Androany ny andro farany nahafahan’ireo olona naniry ny hody tany amin’ny faritra nanao izany. Raha ny tatitra voaray dia manodidina ny 8000 ireo efa lasa tao anaty telo andro

  • ? COMMUNIQUÉ DE PRESSE – Congrégation Indienne Zanatany Malagasy

    ? COMMUNIQUÉ DE PRESSE – Congrégation Indienne Zanatany Malagasy

    La Congrégation Indienne Zanatany Malagasy reste mobilisée aux côtés du gouvernement pour faire face à la crise du Covid-19, elle a remis au Ministre de la Justice un ensemble de produits de premières nécessités, tels que du riz, du gel désinfectant et du savon. Cette remise de dons a eu lieu à l’hôtel Le Centell ce Jeudi 9 avril. Elle a pour but d’aider le ministère à faire face aux besoins des détenus se trouvant dans les différents centres pénitentiaires de l’île.

  • CORONAVIRUS : Confinement JOUR 19

    CORONAVIRUS : Confinement JOUR 19

    Antananarivo 9 avril 2020
    – Andavamamba 08h00
    – Ambodinisotry 09h45
    – 67ha 10h00
    – Andohatapenaka 10h25
    – Ankazomanga 10h35
    – Ankorondrano 11h20
    – Andravoahangy 11h20

  • ? FAMADIHANA 2.0

    ? FAMADIHANA 2.0

    Vanf évoquait le sujet, certainement tabou, chez nous malgaches de l’incinération (voir ici https://www.2424.mg/vanf-antranonkala-online-se-convertir-a-lincineration/). Quand on sait l’importance des rituels funéraires, comme le « famonosana », de la tradition du « famangiana » liée clairement à « adidy » (zavatra tsy maintsy atao) dans la société… Quid de la distanciation sociale en cas de décès lié au coronavirus ? Quand on sait que les vols de dépouilles mortuaires certainement contaminées par la peste ont existé pendant la dernière crise pesteuse… L’heure ne serait-elle pas à l’incinération, pour faire plus tard un FAMADIHANA 2.0 ? C’est vrai entre peste, vols d’ossements, et [touchons du bois] pour ne pas dire son nom… l’incinération mérite réflexion…

  • FODIANA ANY AMIN’NY FARITRA : Mitohy ny fisisihana eny Andohatapenaka

    FODIANA ANY AMIN’NY FARITRA : Mitohy ny fisisihana eny Andohatapenaka

    Antananarivo 08 Aprily 10 ora
    Andro faharoa ahafahan’ny olona mody any amin’ny faritra. Mbola manana ka hatramin’ny rahampitso, 9 aprily ireo olom-pirenena hamonjena ny toeram-pihaviany.

  • MINUTE FLASH 08 APRILY

    MINUTE FLASH 08 APRILY

    – CORONAVIRUS : Miisa 5 ireo olona vaovao nahitana ny tsimokaretina

    – CORONAVIRUS : Arovava dimy tapitrisa no ho zaraina

    – DIDIER RATSIRAKA : Nanome fanampiana hiadiana amin’ny Coronavirus

  • ? COMMUNIQUE DE PRESSE – Congrégation Indienne Zanatany de Madagascar

    ? COMMUNIQUE DE PRESSE – Congrégation Indienne Zanatany de Madagascar

    La congrégation Indienne Zanatany de Madagascar a remis au profit du Ministère de la Population, de la protection sociale et de la promotion de la femme, des pâtes, du riz, de l’huile, du savon et d’autres produits de première nécessité, pour répondre aux besoins des personnes handicapées sous la responsabilité du ministère, compte tenu de la situation difficile que traverse actuellement le pays.
    La remise de dons s’est déroulée ce 07 avril au Centel.

  • FIOVANA ASA MANDITRY NY FIHIBOANA : Misy ireo mpanao « confection » lasa manamboatra sy mivarotra arovava

    FIOVANA ASA MANDITRY NY FIHIBOANA : Misy ireo mpanao « confection » lasa manamboatra sy mivarotra arovava

    Misy ireo sehatr’asa mikatso noho ny fihibohana, anisan’izany ny fanaovana « confection ». Mitady fomba hafa hitadiavana vola ireo miasa amin’io sehatra io, isan’izany ny fanamboarana sy fivarotana arovava na « cache bouche ».

  • CORONAVIRUS : CONFINEMENT JOUR 18

    CORONAVIRUS : CONFINEMENT JOUR 18

    Antananarivo 08 Avril – 11h
    – Bel’air 08h30
    – Andravoahangy 08h35
    – Météo 08h45
    – Nanisana 08h45
    – Analamahitsy 9h
    – Mahamasina 08h30
    – Antaninarenina 08h40
    – Ambohijatovo 08h40