JOEY ARESOA – « Ampianarintsika ny Malagasy ve ny hevitr’izany hoe Fahaleovantena ? »

JOEY ARESOA – « Ampianarintsika ny Malagasy ve ny hevitr’izany hoe Fahaleovantena ? »

Mpiangaly kanto, misehatra eo amin’ny hosodoko sy ny antsa i Joey Aresoa. Tsy ny filazana fa azo ny Fahaleovantena no inona, hoy izy, fa ny fomba iainana izany Fahaleovantena izany.
Tafatafa
Quitter la version mobile