Étiquette : Éducation

  • FIVERENENAN’NY MPIANATRA : Samy miezaka mandray fepetra ireo tompon’andraikitry ny sekoly

    FIVERENENAN’NY MPIANATRA : Samy miezaka mandray fepetra ireo tompon’andraikitry ny sekoly

    Samy mametraka ireo lamina rehetra hiomanana amin’ny fidiran’ny mpianatra rahampitso, 22 Aprily, ireo sekoly eto Antananarivo. Hoan’ny sekolim-panjakana manokana dia misy ny fanadiovana ireo laikilasy izay hovantanin’ny ankizy.

  • FIVERENAN’NY MPIANATRA ANY AN-TSEKOLY : An-dalam-panomanana ireo tompon’andraikitra

    FIVERENAN’NY MPIANATRA ANY AN-TSEKOLY : An-dalam-panomanana ireo tompon’andraikitra

    Anisan’ireo volazan’ny filoham-pirenena Andry Rajoelina tamin’ny kabary nataony omaly 19 aprily ny mikasika ny famerenana tsikelikely amin’ny laoniny ny fampianarana, indrindra ho an’ireo mpianatra manala fanadinana. Manolona izany, milaza ho efa nandray ny fepetra rehetra hampirindra ny fiverenana mianatra ireo tompon’andraikitra.

  • FIHIBOANA : SAMY MANANA NY FOMBA HIATREHANY NY TOHIN’NY FAMPIANARANA IREO TOERAM-PAMPIANARANA

    FIHIBOANA : SAMY MANANA NY FOMBA HIATREHANY NY TOHIN’NY FAMPIANARANA IREO TOERAM-PAMPIANARANA

    Amin’izao fotoan’ny fihiboana izao, misy amin’ireo sekoly tsy miankina no nanapa-kevitra ny hanoy fampianarana amin’ny alalan’ny aterneto sy ny maro hafa. Ny an’ireo eo anivon’ny sekolim-panjakana kosa dia ny fanampiana ny ora fianarana rehefa miverina fampianarana no vaholana.

  • CORONAVIRUS : MANDRAY FEPETRA SAHADY IREO SEKOLY MBA HIAROVANA NY ANKIZY

    CORONAVIRUS : MANDRAY FEPETRA SAHADY IREO SEKOLY MBA HIAROVANA NY ANKIZY

    19-03-2020 : Miomana amin’ny mety fahatongavan’ny otrikaretina coronavirus eto Madagasikara ireo sekoly maro eto andrenivohitra. Raha nanakatona varavarana ny toeram-pianarana sasany dia misy kosa ireo mbola manohy ny fampianarana fa kosa mandray fepetra entitra. Fanadihadihana.

  • « DIARY NOFY » : VENTE DE SACS ÉCOLOGIQUES POUR FINANCER L’ÉDITION DE 25 000 LIVRES

    « DIARY NOFY » : VENTE DE SACS ÉCOLOGIQUES POUR FINANCER L’ÉDITION DE 25 000 LIVRES

    Diary Nofy est actuellement à pied d’œuvre pour l’édition des livres pour les cinq œuvres sélectionnées dans le cadre de son concours d’écriture d’histoire. Comme Diary Nofy, avec les moyens à sa disposition, n’arrivera pas à couvrir les coûts de l’édition de ces ouvrages, le projet met en vente dans tous les magasins Shoprite à Madagascar des sacs écologiques.
    A rappeler que Diary Nofy se fixe comme objectif de distribuer 5 000 exemplaires de ces livres d’histoire dans les écoles primaires publiques de Madagascar.

  • ENSEIGNEMENT : UNE GRÈVE D’AVERTISSEMENT DE 72 HEURES

    ENSEIGNEMENT : UNE GRÈVE D’AVERTISSEMENT DE 72 HEURES

    La Plateforme des Associations et Syndicats de l’Éducation à Madagascar ou PACEM demande à ce que l’administration règle l’indemnité mensuelle d’un montant de 50 000 ariary – promise aux enseignants. La PACEM – regroupant 23 syndicats de l’éducation nationale – observe depuis le 02 mars, une grève d’avertissement de 72 heures.
  • 97% DES ENFANTS DE MOINS DE 10 ANS NE SAVENT PAS LIRE

    97% DES ENFANTS DE MOINS DE 10 ANS NE SAVENT PAS LIRE

    97% des enfants de moins de 10 ans à Madagascar ne savent pas lire. C’est la triste réalité du secteur de l’éducation dévoilée par la Banque Mondiale, hier 13 février, lors de la présentation du « Mémorandum économique sur Madagascar. Marie-Chantal Uwanyiligira, Directrice résidente de cette institution à Madagascar, suggère que l’administration réagisse rapidement face à cette situation parce que des milliers d’enfants malgaches sont en danger.

  • FANABEAZAM-PIRENENA : TSY NY TETIANDRO NO OLANA

    FANABEAZAM-PIRENENA : TSY NY TETIANDRO NO OLANA

    FANABEAZAM-PIRENENA – Tsy ny tetiandro no olana fa ny fomba fampianarana hoy ny minisitry ny fanabeazam-pirenena sy ny fampianarana ara-teknika sy arak’asa, Andriamanana Rijasoa, omaly 31 janoary, taorian’ny famindram-pahefana tetsy Anosy.
  • DIARY NOFY – MAHALIANA NY ANKIZY NY MANORATRA MAHAKASIKA NY TONTOLO IAINANA

    DIARY NOFY – MAHALIANA NY ANKIZY NY MANORATRA MAHAKASIKA NY TONTOLO IAINANA

    DIARY NOFY – Mahaliana ny ankizy ny manoratra mahakasika ny tontolo iainana, sy ny zava-misy andavanandro. Nandritry ny fifaninana manoratra tantara fohy « Diary Nofy » no nahatsapana izany. Isan’ny voafantina tamin’ireo mpandresy dimy ny tantara nosoratan’i Irma Marie Raharinantenaina. Ity farany izany nampifantoka ny sangan’asany amin’ny tontolo iainana eto Madagasikara.

    Notanterahina anio ihany koa ny fizarana ny loka ho an’ireo mpanoratra dimy voafantina tao anatin’ireo 400 mahery nandray anjara. Horaketina ho boky ary haparitaka amin’ny sekolim-panabezana fototra ny sanganasan’izy ireo manomboka ny 2 aprily ho avy izao.

  • JOURNÉE INTERNATIONALE DE L’ÉDUCATION

    JOURNÉE INTERNATIONALE DE L’ÉDUCATION

    L’éducation est l’affaire de tous. À l’occasion de la Journée internationale de l’Éducation (JIE), le consortium d’organisations de la société civile engagées dans l’éducation, à savoir, la Plate-Forme de la Société Civile pour l’Enfance regroupant plus de 52 organisations, l’association Femmes Africaines Elites de Demain (FAFED) et l’Albert-Einstein-Schule (AES), la JCI Iarivo, la JCI Antananarivo, a organisé, ce 24 janvier à l’AFT Andavamamba, une conférence-débat portant sur le thème : « Effectivité d’un enseignement primaire gratuit, obligatoire et de qualité ».

    Les initiateurs de cette rencontre sont unanimes à dire que la JIE ne devrait pas rester comme une simple célébration. Cet événement constitue un moment crucial, une opportunité pour apporter des solutions aux problèmes de l’enseignement à Madagascar.