Étiquette : Éducation

  • LMA – NIVERINA AMIN’NY LAONINY NY FAMPIANARANA

    LMA – NIVERINA AMIN’NY LAONINY NY FAMPIANARANA

    FAMPIANARANA – Raha niato nandritra ny herinandro ny fampianarana tamin’ireo sekolim-panjakana maromaro teto Antananarivo dia niverina tamin’ny laoniny izany nanomboka androany. Ny fitakiana fanazavana mahakasika ilay « solombodiakoho » tsy mitovy moa no nahatonga ny hetsika. Nanambara ireo mpampianatra fa resy lahatra tamin’ny fanazavana nomen’ny Filoham-pirenena omaly teo anolonan’ireo mpanao gazety izy ireo.
  • DIARY NOFY – LES NOMS DES GAGNANTS DU CONCOURS ENFIN PUBLIÉS

    DIARY NOFY – LES NOMS DES GAGNANTS DU CONCOURS ENFIN PUBLIÉS

    DIARY NOFY – Les noms des gagnants du concours d’histoires écrites, Diary Nofy, sont enfin connus. Hier, 16 janvier, les organisateurs ont annoncé, sur leur page Facebook, leurs cinq meilleures histoires et auteurs.

  • SECES – TAPITRA ANDROANY NY FE-POTOANA NOMENA NY FANJAKANA

    SECES – TAPITRA ANDROANY NY FE-POTOANA NOMENA NY FANJAKANA

    SECES – Tsy mbola niverina nampianatra ireo mpampianatra eny amin’ny ambaratonga fototra, noho ilay raharaha « panier garni », dia milaza ny mbola hanohy ny fampiatoana ny fianarana eny amin’ny anjery manontolo ihany koa ireo mpampianatra mpikaroka avy ao amin’ny SECES, raha tsy mahazo valiny mahafapo tamin’ireo fitakiana nataon’izy ireo. Androany 15 janoary moa no fe-potoana farany nomen’izy ireo ny filoham-pirenena mba hijerena manokana ny momba azy, taorian’ny fivoriana naton’ny SECES rehetra manerana ny nosy ny faha 17 ny volana Desambra 2019 lasa teo.

  • « PANIER GARNI » : MIANTSO NY FILOHAM-PIRENENA IREO MPAMPIANATRA

    « PANIER GARNI » : MIANTSO NY FILOHAM-PIRENENA IREO MPAMPIANATRA

    « PANIER GARNI » – Hitohy herinandro indray ny fitokonan’ireo mpampianatra vokatr’ilay fitsinjarana tsy mitovy ny solombodiakoho, na « panier garni », nomen’ny filoham-pirenena. Noho izany dia ho tapaka indray ny fianarana mandritra ny herinandro ao amin’ireo sekolim-panjakana mivondrona ao amin’ity hetsika ity. Miantso ny filoham-pirenena ireto farany mba hiditra an-tsehatra amin’ity raharaha ity.
  • FAMPIJALIANA NY ANKIZY ANY AM-PIANARANA

    FAMPIJALIANA NY ANKIZY ANY AM-PIANARANA

    FANABEAZANA : Fampijaliana ny ankizy any am-pianarana
    Manoloana ny resabe nisy teto amin’ny tambazotran-tserasera mahakasika ny mpampianatra nanongo zaza telo taona, dia nanome fanazavana ny eo anivon’ny Office nationale de l’enseignement privé (ONEP), tetsy Analakely. Nilaza izy ireo fa efa nidina eny ifotony, saingy mbola tsy fantatra ny sazy izay hihatra amin’ilay mpampianatra nampijaly zaza.

  • FAHALALAM-POMBA SY FAHAIZA-MIAINA

    FAHALALAM-POMBA SY FAHAIZA-MIAINA

    FAHALALAM-POMBA SY FAHAIZA-MIAINA : Torolalana hoan’ny ankizy
    Dieny mbola kely dia tsara ampianatra ny ankizy ny fahalalam-pomba sy fahaiza-miaina, mba ho lasa olom-banona rehefa ao aoriana. Izany indrindra no nahatonga an’i Marie Michèle Rakotoanosy sy Max Razafindrainibe hanoratra ity boky kely ity, izay natao hoan’ny raimandreny sy ny zanaka, ary ny mpampianatra ihany koa.

  • ÉDUCATION – PSE : UNE RÉVISION POUR 2020

    ÉDUCATION – PSE : UNE RÉVISION POUR 2020

    Marie Thérèse Volahaingo, ministre de l’Éducation nationale, de l’enseignement technique et de la formation professionnelle, évoque une décision à prendre, l’année prochaine, avec les bailleurs de fonds sur des modifications, ou non, à apporter au PSE ou Plan sectoriel de l’éducation.
  • DIARY NOFY – FIFANINANANA ASA SORATRA

    DIARY NOFY – FIFANINANANA ASA SORATRA

    DIARY NOFY – fifaninanana asa soratra, tantara fohy ho an’ny ankizy.
    Mendrika ho lova ny tantaran’ny tsirairay.

  • DIARY NOFY : UNE LEVÉE DE FONDS EN CETTE PÉRIODE DE NOËL

    DIARY NOFY : UNE LEVÉE DE FONDS EN CETTE PÉRIODE DE NOËL

    Une levée de fonds dénommée « Stars and trees for children books » permettra de financer une partie de l’édition des livres sélectionnés dans le cadre du projet Diary Nofy. Explications.

  • DIARY NOFY

    DIARY NOFY

    DIARY NOFY – Chaque enfant devrait avoir la possibilité de lire. Lire pour cultiver sa créativité, communiquer et socialiser. Mais à Madagascar, l’accès aux livres pour enfants en langue malagasy est très limité, surtout pour les enfants des zones rurales et enclavées. Le résultat, très peu lisent et la majorité négligent la lecture, lecture leur permettant pourtant de développer pleinement leur potentiel. Organisé par Friends of Madagascar –(FoM) et Teach For Madagascar (TFM), le principal objectif du concours est de contribuer à l’amélioration de la qualité de l’éducation en permettant un meilleur accès aux livres pour les enfants des zones rurales de Madagascar.
    Pour plus de détails, visitez www.diarynofy.mg

    Une initiative soutenue gratuitement par www.2424.mg