– VALAN’ARETINA – 213 no voamarina fa mitondra ny tsimokaretina coronavirus, 116 ny sitrana ary olona roa no maty nambara androany alatsinainy
– VALAN’ARETINA : Nody avokoa ireo maririn’ny coronavirus notsaboina tao amin’ny hopitalin’i Morafeno
– FAMBOLENA – Mametraka ny fepetra ara-pahasalamana tokony hohajaina mandritra ny fisokafan’ny tsenan’ny lavanila maitso ny tompond’andraikitra any amin’ny faritra Sava
Étiquette : Minute flash
-

VAOVAO – MINUTE FLASH 08 Jolay 2020
– CORONAVIRUS – 574 ny isan’ny olona sitrana, 53 no marary mafy noho ny Covid-19– ANTENIMIERAN-DOHOLONA – Notiliana ireo loholona raha sanatria mitondra ny tsimokaretina coronavirus– FAKANA AN-KERINY – Lehilahy lazaina fa mpiara-dia tamin’i Lama indray no namoy ny ainy -

VAOVAO – MINUTE FLASH 06 JOLAY 2020
– VALANARETINA : Olona 309 no voamarina fa mitondra ny tsimokaretina coronavirus, iray no namoy ny ainy– FISOROHANA – Mihamafy ny fepetra raisina any amin’ny faritra Matsiatra Ambony hiadiana amin’ny Coronavirus– FAHASALAMAM-BAHOAKA – Tsy mandray an-tanana ireo marary mafin’ny covid-19 ny toeram-pitsaboana eny amin’ny Tanàna Voara -

VAOVAO – MINUTE FLASH 03 JOLAY 2020
– VALANARETINA : Olona roa no maty noho ny coronavirus, 109 ny tranga vaovao, 17 no sitrana– COVID-19 : Mpiasa enina ao amin’ny boribontany voalohany no voamarina fa mitondra ny tsimokaretina coronavirus– FRANTSA – Voatendry ho Praiminisitra frantsay vaovao i Jean Castex -

VAOVAO – MINUTE FLASH 02 JOLAY 2020
– VALANARETINA – Niampy roa indray ireo lavon’ny Covid-19, niampy 100 kosa ireo voamarina fa mitondra ny tsimokaretina coronavirus– FAHAFATESANA – Nodimandry ny Praiminisitra teo aloha Dr Emmanuel Rakotovahiny sy ny minisitra teo aloha Jeneraly Charles Sylvain Rabotoarison– ZAVAKANTO – Namoy ny ainy teo amin’ny faha-76 taonany ilay mpihira vako-drazana sangany Bakomanga -

VAOVAO – MINUTE FLASH 01 JOLAY 2020
– VALANARETINA – Niampy roa ireo olona lavon’ny tsimokaretina coronavirus, 89 vaovao ireo voamarina fa mitondra ny tsimokaretina– ARETI-MIFINDRA – Tazomoka sy aretim-pivalanana no antony nahafaty ny ankamaroan’ireo maty 32 nolazain’ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka– TANANA VOARA – Ny olona mitondra ny soritr’aretina ihany no hatao fitiliana eny amin’ny Foibem-pitsaboana ny Covid-19 -

VAOVAO – MINUTE FLASH 25 JONA 2020
– CORONAVIRUS – 18 tamin’ireo 42 voalaza fa mitondra ny tsimokaretina coronavirus androany alakamisy no marary mafy– RAHARAHAM-PANJAKANA – Tokony hampitoviana ny kara-pokontany manerana ny Nosy hoy ny filan-kevitry ny minisitra– FANAMARIHANA TSINGERIN-TAONA – Haseho ampahibemaso mandritra ny matson’ny 26 Jona ireo rafitra vaovao eo anivon’ny foloalindahy



