Étiquette : Santé

  • PODCAST – FIATREHANA NY FAHAMEHANA ARA-PAHASALAMANA : Ilaina ny mitandrina mba hampitony ny saina

    PODCAST – FIATREHANA NY FAHAMEHANA ARA-PAHASALAMANA : Ilaina ny mitandrina mba hampitony ny saina

    FIATREHANA NY FAHAMEHANA ARA-PAHASALAMANA : Ilaina ny mitandrina mba hampitony ny saina hoy ny psychologue
    Manoloana ny fahamehana ara-pahasalamana, misy ireo miasa saina, indrindra amin’ny fomba iatrehana azy. Araka ny nambaran’i Koloina Andrianilaina, psychologue clinicienne, izay natoninay, dia ny fahatonian-tsaina sy ny fahamalinana no ilaina voalohany indrindra entina miatrika ny toe-draharaha misy eto amin’ny firenena ankehitriny. Rehefa malina dia mora kokoa ny miatrika ny asa izay atao andavanandro.

  • CORONAVIRUS : Déconfinement partiel jour 34

    CORONAVIRUS : Déconfinement partiel jour 34

    – Mahamasina :7h00
    – Ampefiloha : 7h15
    – Isotry : 7h20
    – Behoririka : 7h30
    – Andravoahangy : 7h35
    – Amboditsiry : 7h45
    – Ankorondrano : 8h

  • CORONAVIRUS – Benjara Romule Andrianivo : “ Mitaintainana foana aho isaky ny mahita dokotera”

    CORONAVIRUS – Benjara Romule Andrianivo : “ Mitaintainana foana aho isaky ny mahita dokotera”

    Isan’ireo 67 nolazaina fa mitondra ny tsimok’aretina Coronavirus ny 6 may i, Benjara Romuld Andrianivo, na i Njara, araky ny valin’ny fitiliana natao ny 4 sy 5 may. Rehefa naverina anefa ny fitiliana natao taminy dia tsy nitombona ny vokatry ny fitsirihana voalohany. Mitantatara ny 14 andro niainany ny fanokana-monina azy teo anelanelan’ireo fitiliana efatra natao taminy.

  • CORONAVIRUS : Déconfinement partiel jour 31

    CORONAVIRUS : Déconfinement partiel jour 31

    – Mahamasina :7h00
    – Analakely : 7h10
    – Behoririka : 7h15
    – Andravoahangy : 8h
    – Ankorondrano : 8h30

     

  • NOFERANA IREO OLONA AFAKA MIDITRA SY MIVOAKA NY FARITRA VAKINANKARATRA

    NOFERANA IREO OLONA AFAKA MIDITRA SY MIVOAKA NY FARITRA VAKINANKARATRA

    Tao aorian’ny fanitsiana nataon’ny teo anivoan’ny Foibem-pibaikoana ny ady amin’ny Coronavirus ny amin’ny ahafahana mifamezivezy dia nanamafy ny fanaraha-maso ireo olona miditra sy mivoaka ny faritra Vakinankaratra ny eo anivon’ny zandarimaria sy ireo mpanara-maso ara-pahasalamana.
    Sakana roa no tsy maintsy lalovana raha ho any Antsirabe, renivohitr’i Vakinankaratra. Ny voalohany dia eo am-pivoahana ny faritra Analamanga afaka kely an’Analamanga Park ary ny faharoa dia eo am-pidirana ny tananan’Antsirabe, eo Andranomanelatra ny marimarina kokoa. Nanamafy ny lietnà Arielle Volamanesy, Officier mpanampy – eo anivon’ny kaompania Ambatolampy fa noferana ireo olona miditra sy mivoaka ny faritra nanomboka ny alatsinainy 11 may tamin’ny 12 ora atoandro.

  • VAOVAO – MINUTE FLASH 19 MAY 2020

    VAOVAO – MINUTE FLASH 19 MAY 2020

    – CORONAVIRUS : Niampy iray ny maty, efatra kosa ireo voatily fa mitondra ny tsimok’aretina (1 ora tolak’andro)
    – FITATERANA : Tokony afaka miantoka ny fanadiovana rehetra ilain’ny taxi be iadivana amin’ny Coronavirus ny kooperativa tsirairay hoy ny ATT
    – DENGUE ANY MAHAJANGA : 1043 ireo marary

  • TSY FANAJANA FEPETRA ENY ANIVON’NY TAXIBE : Samy mitaraina na ny mpampily na ny mpandeha

    TSY FANAJANA FEPETRA ENY ANIVON’NY TAXIBE : Samy mitaraina na ny mpampily na ny mpandeha

    Tsikaritra fa maro ireo lamina ara-pahasalamana tsy voahaja intsony amin’ny sehatry ny fitateram-bahoaka eto an-drenivohitra. Anisan’izany ny tsy fisiana “gel désinfectant” intsony ao anaty taxi-be sy ny tsy fanajana ny elanelana iray metatra. Samy mitaraina noho izany na ireo mpandeha na ny mpamily.

  • FANDRAISANA FISOTROAN DRONONO – Tsy manaraka ny fandaminana ny olona sasany noho ny fahasahiranana

    FANDRAISANA FISOTROAN DRONONO – Tsy manaraka ny fandaminana ny olona sasany noho ny fahasahiranana

    Nohon’ny fahamaizana sy ny fahasahiranana eo amin’ireo mpandray fisotroan-dronono dia zary tsy dia voatandrina loatra ireo fepetra ara-pahasalamana napetraka teny anivon’ireo toerana fandraisana izany vola izany ho an’ireo beantitra.

  • CORONAVIRUS : Déconfinement partiel jour 30

    CORONAVIRUS : Déconfinement partiel jour 30

    Mahamasina : 7h00
    Ampefiloha : 7h15
    Isotry : 7h20
    Isotry : 7h30
    Ambodin’Isotry : 7h35
    COUM : 7h50

  • GEL HYDROALCOOLIQUE GRATUIT POUR LES BUS

    GEL HYDROALCOOLIQUE GRATUIT POUR LES BUS

    Stop Covid, Galana continue gratuitement la désinfection express pour les taxi be qui s’approvisionnent en carburants sur ses stations-service. Compte tenu du contexte sanitaire actuel, un gel hydroalcoolique leur est également proposé gratuitement pour qu’ils puissent les utiliser pour leurs usagers.