– Mahamasina : 8h30
– Ambohijatovo : 8h45
– Ampasanimalo : 09h00
– Meteo : 09h10
– Anjanahary : 09h15
– Masay : 09h30
– Ankorondrano : 09h45
Étiquette : Santé
-

TOBIN-TSOLIKA GALANA : Manao famendrahana fanafody maimaim-poana ny fiaran’ny mpanjifa
Ao anatin’ny ady atao amin’ny fihanaky ny valan’aretina Coronavirus dia manolotra famendrehana fanafody maimaimpoana amin’ny fiaran’ireo mpanjifa solika eny amin’ny tobin-tsolika ny Galana. Isa-maraina manomboka amin’ny 07 ora ka hatramin’ny 09 ora no hanatanterahina izany. Voakasik’izany ireo tobin-tsolika rehetra eto Antananarivo, Antsirabe ary Toamasina.
-

FAHASALAMANA : Ireo karazan-tsakafo mampitombo ny hery fiarovana
Ilaina, indrindra amin’izao fotoana fisian’ny otrik’aretina coronavirus izao, ny fampitomboana ny hery fiarovana ao amin’ny vatana. Io no fomba tsotra indrindra entina manohitra ny aretina. Nanatona manam-pahaizana izahay, hanazava sy hiresadresaka momba ireo sakafo ara-pahasalamana.







