Étiquette : Santé

  • CORONAVIRUS : MISAVORITAKA NY MPONINA KA MANANGONA IZAY ILAINY

    CORONAVIRUS : MISAVORITAKA NY MPONINA KA MANANGONA IZAY ILAINY

    Taorian’ny fanambaran’ny filoha Andry Rajoelina mahakasika ny fisian’ny olona mararin’ny covid-19 eto Madagasikara dia miaina anaty tahotra ny ankamaroan’ny mponina eto andrenivohitra. Tsy vitan’izany fa noho ny fiahiahiana tsy voazava dia nirohotra nanangona entana izay ilaina amin’ny fiainana andavan’andro izy ireo. Rakotra mpiantsena ny fivarotana vary, siramamy, menaka… , ary ny farmasia ihany koa. Manararaotra ny zava-misy anefa ireo mpivarotra ka mampiakatra ny vidin’entana ao aminy.

  • SANTÉ : COMMENT IDENTIFIER ET PRÉVENIR LA DÉPRESSION ?

    SANTÉ : COMMENT IDENTIFIER ET PRÉVENIR LA DÉPRESSION ?

    La dépression est une maladie qui peut souvent être incomprise ou négligée. Comment reconnaître ce mal-être et comment l’éviter ? Holitiana Rajaonarivony Rabarison, psychologue clinicienne et psychothérapeute nous explique.

  • CORONAVIRUS : NY TSARA HO FANTATRA MAHAKASIKA ITY ARETINA ITY

    CORONAVIRUS : NY TSARA HO FANTATRA MAHAKASIKA ITY ARETINA ITY

    Maro ny resaka mandeha mahakasika ny coronavirus ka mitarika ny mponina handray fanapahan-kevitra tsy am-piheverana. Noho izany, tsara ny ahafantaran’ny olom-pirenena, ny rehetra mahakasika io aretina io. Izany dia mba hisorohana ny korontana eo anivon’ny fiarahamonina. Mitondra fampahafantarana vitsivitsy i Dr Manitra Rakotoarivony, talen’ny fampiroboroboana ny fahasalamana.

  • CORONAVIRUS : TSY AKATONA NY SISIN-TANY.

    CORONAVIRUS : TSY AKATONA NY SISIN-TANY.

    Nandritra ny fihaonany tamin’ireo solombavambahoaka, anio 12 martsa no nilazan’ny minisitry ny fitaterana, ny fizahan-tany ary ny famantarana ny toetr’andro, Joël Randriamandranto fa tsy hakatona ny sisintanin’i Madagasikara. Hamafisina kosa nefa hoy izy ny fanarahamaso ireo olona rehetra izay mivezivezy ho fiarovana ny fidiran’ny coronavirus eto amin-tsika.
    Nitaky ny hanakatonana ny sisitany hatrany moa ny ankamaroan’ireo depiote izay nandray fitenenana teny Tsimbazaza.

  • CORONAVIRUS : MISY MIVIDY AMBONGADINY NY SAROM-BAVA

    CORONAVIRUS : MISY MIVIDY AMBONGADINY NY SAROM-BAVA

    Manoloana ny fihanaky ny aretina coronavirus maneran-tany, dia maro ireo olom-pirenena no miomana amin’ny mety hahatongavan’io aretina io eto Madagasikara. Noho izany dia lany ny tahirin’ny sarom-bava eo anivon’ny toeram-pivarotam-panafody maro eto Antananarivo. Raha ny fanazavan’i dokotera Manitra Rakotoarivony, talen’ny fampiroboroboana ny fahasalamana ao amin’ny ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka anefa, dia ny olona mitondra ny tsimok’aretina ihany no tokony manao izany sarom-bava izany fa tsy ny olona salama.

  • CORONAVIRUS : LES EFFETS SUR L’ÉCONOMIE SE FONT SENTIR

    CORONAVIRUS : LES EFFETS SUR L’ÉCONOMIE SE FONT SENTIR

    Les restrictions liées aux mesures de protection contre le coronavirus commencent à avoir des impacts sur les activités des opérateurs économiques à Madagascar. Thierry Rajaona, le nouveau président du Groupement des entreprises de Madagascar, a évoqué, le 28 février dernier à Alarobia, entre autres, une diminution des stocks de certaines sociétés. Les importations de médicaments génériques en provenance de la Chine seraient les plus impactées.
  • PREVENTION DU CORONAVIRUS : « TOUTES LES COMPAGNIES AERIENNES DOIVENT S’IMPLIQUER »

    PREVENTION DU CORONAVIRUS : « TOUTES LES COMPAGNIES AERIENNES DOIVENT S’IMPLIQUER »

    Les opérateurs touristiques sont conscients de la menace que représente le Coronavirus sur la santé publique. Le président du Conseil d’administration d’Air Madagascar, Eric Koller suggère, pour ce qui concerne le secteur aérien que toutes les compagnies opérant sur le ciel malgache se plient aux directives mises en place pour prévenir l’entrée de ce virus dans la Grande île. « Quand on interdit les vols en provenance de la Chine, tous les transporteurs aériens doivent prendre leurs dispositions, et ce, sans exception », lâche-t-il. Celui-ci ne cache pas non plus son inquiétude par rapport à la contamination de l’Europe – l’Italie et la France – par l’épidémie. « La France garantie plus de 60 % de nos entrées touristiques », rappelle-t-il.

  • FAHAIZA-MIAINA

    FAHAIZA-MIAINA

    AHAIZA-MIAINA : TOMPON’ANDRAIKITRA AMIN’NY FIKAJIANA NY FAHADIOVAN’NY TANANA NY OLOM-PIRENENA REHETRA

    Tsy ny mpanadio irery ny tompon’antoka amin’ny fikajiana ny fahadiovan’ny tananan’Antananarivo. Ny olom-pirenena tsirairay dia manana anjara andraikitra amin’izany. Ireto ary ireo tsara ho fantatra mahakasika ny fepetra mifehy ny fanariana fako eto an-drenivohitra.

  • L’EXERCICE DE « CARDIO » : CES BIENFAITS POUR LA SANTE

    L’EXERCICE DE « CARDIO » : CES BIENFAITS POUR LA SANTE

    L’exercice cardio-vasculaire, aérobique ou « cardio » est une activité d’intensité modérée qui augmente le rythme cardiaque. Sôlô, coach en « cardio » et Stéphanie Rabakoliarivelo, un Modèle Fit nous expliquent les bienfaits de cet exercice à travers ce reportage.
  • COMMENT GÉRER LE STRESS ? LES CONSEILS DU COACH TOKY RAJAONA

    COMMENT GÉRER LE STRESS ? LES CONSEILS DU COACH TOKY RAJAONA

    Nous avons rencontré Toky Rajaona durant son séminaire « La tournée Momentum ». Une occasion pour lui de nous en dire plus sur ce séminaire, mais aussi de nous partager quelques conseils pour gérer le stress au quotidien. Exerçant en tant que conférencier, spécialiste de la motivation pendant un bon moment, cet expert avoue qu’il lui arrive de temps en temps d’être stressé avant de prendre la parole devant le public.
    Toky Rajaona a une façon bien à lui pour reprendre le contrôle. D’après lui, le stress est un ami qu’il faut accueillir.