Étiquette : Santé

  • VANINANDRON’NY PESTA : TSY AHIANA HO TOY NY TAMIN’NY TAONA 2017

    VANINANDRON’NY PESTA : TSY AHIANA HO TOY NY TAMIN’NY TAONA 2017

    Mitondra fanazavana mahakasika ny valan’aretina pesta izay miseho any amin’ny faritra maro manerana ny nosy amin’izao fotoana izao, ny avy ao amin’ny ministeran’ny fahasalamam-bahoaka.
  • FITNESS : ÊTRE UNE MAMAN SPORTIVE, C’EST POSSIBLE

    FITNESS : ÊTRE UNE MAMAN SPORTIVE, C’EST POSSIBLE

    Garder sa ligne de jeune fille même quand on devient une mère est possible. Avec du travail et de la persévérance, Maman peut rester belle éternellement et Lo Tsy Heng Tiavina sait de quoi elle parle. Titi, pour celles qui ont l’habitude de travailler avec ce coach de fitness, nous partage ses expériences. Elle veut aussi faire passer un message à ces mamans qui ont tendance à désespérer du fait de leurs conditions physiques. Reportage.

  • BIEN-ETRE : LE YOGA POUR ETRE BIEN DANS SA PEAU

    BIEN-ETRE : LE YOGA POUR ETRE BIEN DANS SA PEAU

    Le yoga est une pratique en vogue. Selon ses pratiquants, c’est une philosophie de vie, une pratique spirituelle, un sport, qui permet de trouver une certaine harmonie dans le corps et l’esprit. Namasté
  • IREO FEPETRA IDIRANA ETO MADAGASIKARA – CORONAVIRUS

    IREO FEPETRA IDIRANA ETO MADAGASIKARA – CORONAVIRUS

    CORONAVIRUS – IREO FEPETRA IDIRANA ETO MADAGASIKARA

    Manoloana ny firongatry ny valan’aretina coronavirus any Chine dia niteny ny Minisitry ny fitanterana, ny famantarana ny toetr’andro ary ny fizahantany, Joel Randriamandranto, fa ho an’ireo hody aty Madagasikara dia misy ireo fepetra mila arahina. Izany no natao mba hiarovana ny malagasy manoloana izany aretina izany.

  • CORONAVIRUS : MBOLA MISY TRANGA VOHAMARINA HOY NY PRAIMINISTRA

    CORONAVIRUS : MBOLA MISY TRANGA VOHAMARINA HOY NY PRAIMINISTRA

    CORONAVIRUS – Olona 17 ankehitriny no arahi-maso eny amin’ny CHU Anosiala noho ny fitsirihana hiarovana amin’ny fihanaky ny Coronavirus. Io no tatitra azo avy amin’ny DGFS na ny « Direction Générale de Fourniture des Soins » eo anivon’ny ministeran’ny fahasalamam-bahoaka. Raha ny fantatra dia olona vao tonga tsy ela avy any Chine izy ireto. Hatreto kosa dia mbola tsy nahitana ny soritr’aretina izy ireo raha ny fanazavana hatrany. Nitondra fanazavana mahakasika azy ireo ny Praiministra Christian Ntsay anio maraina (11 febroary) teny Ambohijatovo.

  • CORONAVIRUS : MANGATAKA NY HAMPODIANA IREO MPIANATRA MALAGASY ANY CHINE IREO RAY AMAN-DRENIN’IZY IREO

    CORONAVIRUS : MANGATAKA NY HAMPODIANA IREO MPIANATRA MALAGASY ANY CHINE IREO RAY AMAN-DRENIN’IZY IREO

    CORONAVIRUS – Manoloana ny fiparitahan’ny valanaretina coronavirus, dia mangataka ny fitondram-panjakana ireo ray aman-dreny manan-janaka mianatra, sy miasa any Chine, ny hampodiana ireto farany. Vonona ny hanaraka ny fitsipika hapetraky ny sampan-draharaha misahana ny fahasalamana izy ireo rehefa tody soa aman-tsara eto an-tanindrazana ireo havany.
  • CORONAVIRUS : HISY FANAPAHAN-KEVITRA HO RAISINA AMIN’ITY FARANY HERINANDRO ITY

    CORONAVIRUS : HISY FANAPAHAN-KEVITRA HO RAISINA AMIN’ITY FARANY HERINANDRO ITY

    CORONAVIRUS – Nandritra ny fifamindram-pahefana teo anivon’ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka dia nanambaran’ny Profesora Ahmad Ahmad, fa efa nisy tolo-kevitra maromaro nalefa tany amin’ny Praiminisitra omaly 30 janoary 2020, fepetra ho raisin’ny fanjakana mahakasika ny valan’aretina « Coronavirus ».

    Ny Lehiben’ny governemanta no mandray ny fanapaha-kevitra mifandraika amin’izany alohan’ny faran’ny herinandro, hoy ny tenany. Nanome toky ny Minisitra fa hatao izay fomba rehetra tsy hidiran’ity aretina ity eto Madagasikara.

  • ARETINA CORONAVIRUS

    ARETINA CORONAVIRUS

    ARETINA CORONAVIRUS – Tsy mbola nahitana trangan’aretina coronavirus eto Madagasikara. Manoloana ny fihanak’ity « virus » ity manefantany anefa dia manamafy ny fanaraha-maso, sy ny fiarovana, ny fitondrana malagasy. Olona miisa 92 tonga avy any Chine izao no arahi-maso akaiky ny fahasalamany.

  • ARETINA CORONAVIRUS

    ARETINA CORONAVIRUS

    ARETINA CORONAVIRUS – Efa misy ny fepetra noraisin’ny ministeran’ny fitanterana sy ny fizahan-tany manoloana ny mety ho fidiran’ny aretina « Coronavirus » eto Madagasikara.
    Joël Randriamandranto
    Ministre du Tourisme, des Transports et de la Météorologie

  • RÉGIME SANS GLUTEN : KATSAK UN PRODUIT RECOMMANDÉ

    RÉGIME SANS GLUTEN : KATSAK UN PRODUIT RECOMMANDÉ

    RÉGIME SANS GLUTEN – L’intolérance au gluten ou les allergies au gluten peuvent toucher de nombreuses personnes à Madagascar. Katsak s’avère être une alternative intéressante dans ce cas, comme en témoigne une consommatrice.

    La farine de maïs Katsak peut être utilisée, entre autres, pour les préparations en pâtisserie. Elle fournit une bonne texture à la pâte. Cette farine très raffinée et de couleur jaune, permet en outre de parfaire la dorure des gâteaux. Katsak peut être associé à d’autres ingrédients, et ce, pour le grand plaisir des amateurs de pâtisseries et de plaisirs gourmands.