Milamina amin’ny ankapobeny ny fandraisana sy fikarakarana marary eto amin’ny Centre Hospitalier Universitaire (CHU) Joseph Raseta Befelatanana, na dia eo aza ny amehana ara-pahasalamana. Ampy tsara ny fanafody, ary mandray ireo fepetra rehetra napetrakin’ny fanjakana ny hopitaly mba tsy hiparitahan’ny aretina covid-19.
Étiquette : Santé
-

COMPASSION MADAGASCAR : Manome fitaterana hoan’ireo marary na hiteraka
Maro ny olona sahirana amin’izao fihibohana izao, noho ny tsy fisian’ny fitateram-bahoaka. Misy amin’ireo ary mandeha tongotra mamonjy ny toeram-pitsaboana. Mba hanampiana ireo olona ireo dia nilatsaka an-tsitrapo ny ekipa avy ao amin’ny Compassion Madagascar, mba hanome fitaterana maimaim-poana, hanalana fahasahiranana ireo olona marary na vehivavy bevohoka.
-

ATA NA ARO TSIMOKARETINA, NATAO HIAROVANA AMIN’NY CORONAVIRUS
Amin’izao ady atao amin’ny tsimok’aretina izao dia efa maro ireo olona no manjifa ilay fanafody ATA na aro tsimokaretina. Araka ny ny nambaran’ny Filoha jeneraly ny IMRA dia grippa maherivaika ihany ity coronavirus ity, ary fiarovana amin’ny coronavirus ity vokatra novokariny ity.
-

LUTTE CONTRE LE CORONAVIRUS : Les entreprises prennent des mesures strictes
Les entreprises encore en activité en cette période de confinement s’impliquent aussi, à leur manière, dans la lutte contre la propagation du coronavirus. Si les unes sensibilisent leurs employés et leurs clients par voie d’affichage, d’autres déploient des barrières de sécurité pour filtrer les entrées. Il y en a qui font appel à la technologie.
-

CORONAVIRUS – VISITE DE L’INSTITUT PASTEUR PAR ANDRY RAJOELINA
Antananarivo 28 mars
Le Président de la République Andry Rajoelina a visité cet après midi l’Institut Pasteur de Madagascar pour réaliser un point sur l’ensemble des analyses réalisées depuis fin janvier mais aussi pour voir comment le laboratoire fonctionne.
L’Institut Pasteur peut réaliser entre 3500-8000 tests au niveau du laboratoire, toutefois il ne lui reste que 1800 écouvillons. »Les commandes sont faites, l’IPM attend la réception » rassure André Spiegel directeur de l’Institut Pasteur de Madagascar. -

CORONAVIRUS : Confection de masques, un business qui rapporte. Antananarivo, 26 Mars 2020.
Alain, confectionneur, a décidé de se lancer dans la fabrication de caches-bouche ou de masques. Cet artisan affirme que c’est sa façon à lui de contribuer à la lutte contre le coronavirus.
-

??? ANDRO FAHAROA NY FIHIBOANA : MISY IREO SAHIRANA NOHO NY FANAPAHAN-KEVITRA NORAISIN’NY FANJAKANA
Antananarivo 24 martsa 2020, 11.00
Mbola maro ny olona mifamezivezy ny marainan’ny 24 martsa 2020, andro faharoa amin’ny fihiboana. Misy ireo sahirana ny amin’ny resaka fitadiavana manoloana ny fanapahan-kevitry ny fanjakana. Mitohy ihany anefa ny asan’ireo mpitandro filaminana ny amin’ny fampanajana ny fitsipika.
-

??? ADY AMIN’NY CORONAVIRUS : HAMOAHANA DIDY FIKAROHANA IREO MPANDEHA TSY MANARAKA NY FEPETRA MOMBAN’NY FITOKANA-MONINA
Antananarivo, 23 mars 2020.
Hentitra ny fitondram-panjakana ny amin’ny fampiharana ireo fepetra rehetra entina miaro amin’ny coronavirus. Miasa manomboka androany ny « Centre de commandement opérationnel Covid 19 » (CCO Covid – 19) izay eny amin’ny Mining Business Center Ivato no misy azy. Nambaran’ny Filoha Andry Rajoelina fa hary fomba ny fitaovana ampiasaina hiarovana ny vahoaka malagasy. Nampitandrina ary ny tenany fa hamoahana didy fikarohana na « avis de recherche » ireo mpandeha tokony harahi-maso nefa tsy hita na tsy mamaly ny antson’ireo tompon’andraikitra.


