Étiquette : social

  • BIRAOM-PANJAKANA : Mbola manomana ny fiveranana amin’ny laoniny ireo tompon’andraikitra

    BIRAOM-PANJAKANA : Mbola manomana ny fiveranana amin’ny laoniny ireo tompon’andraikitra

    Nanamaivana ny asan’ny biraom-panjakana sasany ny tsy fisian’ny “service minimum” intsony. Hoan’ny sasany kosa dia tsy nanova, na inona na inona izany.

  • FETIN’NY FAHALEOVANTENA : Hikatona avokoa ireo tsena eny Analakely sy ny manodidina ny 24 sy ny 25 jona

    FETIN’NY FAHALEOVANTENA : Hikatona avokoa ireo tsena eny Analakely sy ny manodidina ny 24 sy ny 25 jona

    Fanatatra fa ho tanterahina eo amin’ny Araben’ny Fahaleovantena ny matso lehibe fanao ao anatn’ny fankalazana ny tsingerintaona faha-60-n’ny Tafika malagasy sy ny fetin’ny fahaleovantaona. Tsy maintsy hisy araka izany ny fandaminana eny an-toerana mahakasika ny tsena mba hahafahana manomana sy manatanteraka ny lanonana amin’ny an-tsakany sy ny an-davany. Nanambara ny lehiben’ny tsena eto Antananarivo Renivohitra fa tsy maintsy hatsahatra avokoa ireo tsena rehetra eny Analakely sy ny manodidina ny 24 sy ny 25 jona.

  • CORONAVIRUS : Déconfinement jour 42

    CORONAVIRUS : Déconfinement jour 42

    – Mahamasina : 7h45
    – Antananarenina : 8h
    – Behoririka : 8h15
    – Ankorondrano : 8h30

  • Tourisme Johann Pless : « Le tourisme sera le dernier à se relever »

    Tourisme Johann Pless : « Le tourisme sera le dernier à se relever »

    Le Président de président de la Fédération des hôteliers et restaurateurs de Madagascar (Fhorm) indique que les professionnels de son secteur sont obligés d’être inventifs pour relancer leurs activités à cause du coronavirus.A l’image de Johan Pless,ils espéraient pouvoir compter sur un plan de relance élaboré conjointement par le secteur privé et l’administration, mais il n’en est rien et ils n’ont aucune visibilité sur l’avenir du tourisme à Madagascar. Le président de la Fhorm affirme que, contrairement aux autres secteurs, qui pourront se relancer plus rapidement, le tourisme sera le dernier à se relever. « Il nous faut un plan de relance. Nous sommes disposés à accepter les propositions qui nous seront faites », devait affirmer.

  • TOHANA HO AN’IREO MAREFO – Efa nihena ny isan’ireo olona sahirana noraisina mandritra ny fihibohana

    TOHANA HO AN’IREO MAREFO – Efa nihena ny isan’ireo olona sahirana noraisina mandritra ny fihibohana

    Mbola mitohy ny fandraisana an-tananana ireo olona marefo mandritra ny fahamehana ara-pahasalamana. Raha ny nambaran’ny tompon’andraikitra eo anivon’ny fiadidiana ny tananan’Antananarivo Renivohitra, Lantoarijaona Rajaonson, dia efa nihena ny isan’ireo fianakaviana sahirana, noho ny antony samihafa.

  • PODCAST – Préfet an’Antananarivo : « Ho hamafisina ireo fepetra hiarovana ny mponin’Analamanga »

    PODCAST – Préfet an’Antananarivo : « Ho hamafisina ireo fepetra hiarovana ny mponin’Analamanga »

    Hisy ny fanamafisana ireo « barrages sanitaires » hiarovna ny mponina eto amin’ny faritra Analamanga noho ireo fifindramonina ataon’ireo olona avy any amin’ny toerana hafa indrindra ireo avy any Toamasina. Io no nambaran’ny Préfet an’Antananarivo, ny Jeneraly Angelo RAVELONIARIVO. Nilaza ny tenany fa harahi-maso akaiky na ireo mpitandro ny filaminana manao kolikoly na ireo olona izay mivezivezy ka voakasik’izao fepetra izao.

  • Fianakaviana nahiliky ny fiaraha monina noho ny coronavirus

    Fianakaviana nahiliky ny fiaraha monina noho ny coronavirus

    Anisan’ireo olona 67 voalaza fa mitondra ny tsimokaretina coronavirus i Benjara Andrianivo, na i Njara, raimpianakaviana, mpiasa ao amin’ny tontolon’ny fahasalamana amin’ny toeram-pitsaboana tsy miankina iray, monina ao Belanitra Zaivola, Ankadikely Ilafy. Rehefa naverina anefa ny fitiliana dia voaporofo fa tsy marary akory ny tenany. Tao anatin’izay fotoana izay dia nisedra fanilikiliana sy tondro molotra i Benja sy ny fianankaviany. Nanambara ireto farany fa sarotra tamin’izy ireo no nifandray tamin’ny fiarahamonina.
    Mitantara ny niainany izany i Benjara Andrianaivo sy ny ankohonany.

  • CORONAVIRUS : Déconfinement Jour 36

    CORONAVIRUS : Déconfinement Jour 36

    Anosy : 14h
    Isotry : 14h:15
    Tsaralalàna : 14h:20
    Soarano : 14h:30
    Andravoahangy : 14h:35
    Akorondrano : 14h:45

  • FITATERANA AN’HABAKABAKA : Hitatitra entana aloha ny kaompania Tsaradia

    FITATERANA AN’HABAKABAKA : Hitatitra entana aloha ny kaompania Tsaradia

    Ho fiatrehana ny fikaton’ny lanitra hoan’ny mpandeha dia nanapa-kevitra ny hitatitra entana aloha ny kaompaniam-pitaterana an’habakabaka Tsaradia. Nanainga ny alahady 24 may ny sidina voalohany izay nitatitra entana ho any Sambava.

  • CORONAVIRUS : Déconfinement Jour 36

    CORONAVIRUS : Déconfinement Jour 36

    Andavamamba : 07 h 15
    Ambodin’isotry : 07 :30
    67 ha : 07 :45
    Boulevard de l’Europe : 08 h
    Akorondrano : 08 : 10