TENY – Anisan’ny mampihena ny lanjan’ny teny malagasy ny tsy fampiasana azy

Tombontsoa lehibe ho antsika Malagasy ny fananana tenim-pirenena manokana fa tsy voatery mampiasa ny teny vahiny. Arakaraka ny ampiasantsika azy ihany anefa no hahafahana mampivoatra na mampihemotra azy. Raha ny teny hoe « Sosialim-bahoaka » ohatra dia tsy fiteny malagasy velively izany. Hohazavain’ny Profesora Rabenoro Irène amintsika ny tena fomba fiteny.

Quitter la version mobile