Herinandro latsaka, mialoha ny fiantombohan’ny fampihelezan-kevitra ny amin’ny Fitsapan-kevibahoaka, ny 27 may, dia nanambara ny talen’ny fampiofanana ara-pifidianana sy ny serasera eo anivon’ny Komity mpikarakara ny fifidianana (CENI), ny 24 aprily teny Nanisana, fa anjaran’ny governemanta ny mametraka ny tetibola rehetra ikarakarana ny fifidianana fa ny an’ny CENI kosa dia ny fikarakarana ara-teknika sy ny ara-materialy ihany. Tsy nahitana ny solotenan’ireo izay mampanao eny, na ireo izay mitsipaka ny fanovana ny Lalampanorenana kosa teny an-toerana nandritra ny fanaovana ny hatsapaka mahakasika ny filaharana eo amin’ny fandefasana horonam-peo amin’ny haino aman-jerim-pirenena.
Catégorie : Actualité
-

OUT SQUARE : RÉSEAUTAGE
Out Square a tenu, samedi dernier (20 avril), un après-midi de partage autour du thème : « Une meilleure façon de gérer sa vie ». Les organisateurs de cette rencontre ont voulu initier les jeunes au réseautage. Ainsi, les participants ont pu avoir l’occasion, entre autres, d’échanger librement avec les entrepreneurs.
-

MIARAKAP FINANCERA 50 PROJETS À MADAGASCAR EN 10 ANS
Le fonds d’investissement, Miarakap, finance et accompagne des start-ups, des petites et moyennes entreprises (PME) déjà existantes à Madagascar. Miarakap financera 50 entreprises en 10 ans. Une collaboration entre cette institution financière et APEM-PAIQ est actée par une prise de participation, visant la recherche d’impacts sociétaux positifs dans les investissements effectués, mais permettant également à APEM-PAIQ de résoudre ses problématiques de financement.
-

FAMETRAHANA NY TALE JENERALY VAOVAON’NY BIANCO
Efa miditra amin’ny asa mahakasika ny fametrahana ny tale jeneraly vaovaon’ny Bianco ny CSI. Nisy komity manokana napetraka hanatanteraka izany.






