Ho fiatrehana ny fikaton’ny lanitra hoan’ny mpandeha dia nanapa-kevitra ny hitatitra entana aloha ny kaompaniam-pitaterana an’habakabaka Tsaradia. Nanainga ny alahady 24 may ny sidina voalohany izay nitatitra entana ho any Sambava.
Catégorie : Social
-

CORONAVIRUS : Déconfinement Jour 36
Andavamamba : 07 h 15
Ambodin’isotry : 07 :30
67 ha : 07 :45
Boulevard de l’Europe : 08 h
Akorondrano : 08 : 10 -

CORONAVIRUS : Déconfinement partiel jour 34
– Mahamasina :7h00
– Ampefiloha : 7h15
– Isotry : 7h20
– Behoririka : 7h30
– Andravoahangy : 7h35
– Amboditsiry : 7h45
– Ankorondrano : 8h -

CORONAVIRUS – Benjara Romule Andrianivo : “ Mitaintainana foana aho isaky ny mahita dokotera”
Isan’ireo 67 nolazaina fa mitondra ny tsimok’aretina Coronavirus ny 6 may i, Benjara Romuld Andrianivo, na i Njara, araky ny valin’ny fitiliana natao ny 4 sy 5 may. Rehefa naverina anefa ny fitiliana natao taminy dia tsy nitombona ny vokatry ny fitsirihana voalohany. Mitantatara ny 14 andro niainany ny fanokana-monina azy teo anelanelan’ireo fitiliana efatra natao taminy.
-

CORONAVIRUS : Déconfinement partiel jour 33
– Mahamasina :7h00– Analakely : 7h10– Behoririka : 7h15– Andravoahangy : 8h– Ankorondrano : 8h30 -

REINSERTION DES SANS-ABRI A TANA : Le centre social Fanantenana réhabilité par la Fondation Axian
Le Centre social « Fanantenana » est l’une des structures qui accueillent des sans-abri à Antananarivo. Le groupe Axian, par l’intermédiaire de sa branche immobilière First Immo, effectue en ce moment des travaux de construction et de réhabilitation sur le site, afin de permettre aux pensionnaires de vivre dans un environnement répondant aux normes en vigueur en matière d’habitation.
Des personnes prises en charge au sein même du centre ont été recrutées pour aider à la réalisation de ce projet. Les travaux sont prévus être achevés au mois de juin, plus précisément avant la fête nationale. -

CORONAVIRUS : Déconfinement partiel jour 32
– Mahamasina : 9h– Antaninarenina : 9h15– Anjohy : 9h20– Behoririka : 10h– Ankorondrano : 10h20 -

HERISETRA SY FANDIKAN-DALÀNA ANY ANATY TAMBANZOTRA-TSERASERA
Nandritra ity vanim-potoana fihibohona ity dia nitombo ny fotoana lanin’ny tanora any anaty tambanjotran-tserasera. Maro tamin’izy ireny no nahatsikaritra tsy fanarahan-dalàna ary nisy mihitsy aza ireo niharan’ny herisetra isan-karazany. -

Tsenan’Andrahavoahangy : Mihamafy ny fepetra noraisina
Ankoatry ny fanajanonana ny tsena isan-kerinandro dia nakatona tanteraka ny fivarotana eny Andrahavoangy sy ny manodidina. Very hevitra noho izany ireo mpivarotra miasa eny isan’andro izay tsy afaka miasa ihany koa. -

CORONAVIRUS : Déconfinement partiel jour 31
– Mahamasina :7h00– Analakely : 7h10– Behoririka : 7h15– Andravoahangy : 8h– Ankorondrano : 8h30
