Tao aorian’ny fanitsiana nataon’ny teo anivoan’ny Foibem-pibaikoana ny ady amin’ny Coronavirus ny amin’ny ahafahana mifamezivezy dia nanamafy ny fanaraha-maso ireo olona miditra sy mivoaka ny faritra Vakinankaratra ny eo anivon’ny zandarimaria sy ireo mpanara-maso ara-pahasalamana.
Sakana roa no tsy maintsy lalovana raha ho any Antsirabe, renivohitr’i Vakinankaratra. Ny voalohany dia eo am-pivoahana ny faritra Analamanga afaka kely an’Analamanga Park ary ny faharoa dia eo am-pidirana ny tananan’Antsirabe, eo Andranomanelatra ny marimarina kokoa. Nanamafy ny lietnà Arielle Volamanesy, Officier mpanampy – eo anivon’ny kaompania Ambatolampy fa noferana ireo olona miditra sy mivoaka ny faritra nanomboka ny alatsinainy 11 may tamin’ny 12 ora atoandro.
Catégorie : Social
-

NOFERANA IREO OLONA AFAKA MIDITRA SY MIVOAKA NY FARITRA VAKINANKARATRA
-

TSY FANAJANA FEPETRA ENY ANIVON’NY TAXIBE : Samy mitaraina na ny mpampily na ny mpandeha
Tsikaritra fa maro ireo lamina ara-pahasalamana tsy voahaja intsony amin’ny sehatry ny fitateram-bahoaka eto an-drenivohitra. Anisan’izany ny tsy fisiana “gel désinfectant” intsony ao anaty taxi-be sy ny tsy fanajana ny elanelana iray metatra. Samy mitaraina noho izany na ireo mpandeha na ny mpamily.
-

FANDRAISANA FISOTROAN DRONONO – Tsy manaraka ny fandaminana ny olona sasany noho ny fahasahiranana
Nohon’ny fahamaizana sy ny fahasahiranana eo amin’ireo mpandray fisotroan-dronono dia zary tsy dia voatandrina loatra ireo fepetra ara-pahasalamana napetraka teny anivon’ireo toerana fandraisana izany vola izany ho an’ireo beantitra.
-

CORONAVIRUS : Déconfinement partiel jour 30
Mahamasina : 7h00
Ampefiloha : 7h15
Isotry : 7h20
Isotry : 7h30
Ambodin’Isotry : 7h35
COUM : 7h50 -

TESTS CORONAVIRUS – L’Institut Pasteur de Madagascar se défend sur les 67 tests soulevés
TESTS CORONAVIRUS – L’Institut Pasteur de Madagascar se défend sur les 67 tests soulevés par le gouvernement
L’Institut Pasteur de Madagascar (IPM) sort de son silence. Son directeur, le professeur André Spiegel assure qu’il n’y a « aucune défaillance dans le processus d’analyse » effectué au sein de l’organisme qu’il dirige concernant les 67 cas « confirmés » provoquant une polémique au début du mois. -

CORONAVIRUS : Lehilahy iray 62 taona sempotra , nampisahotaka ny manodidina teny Ankazomanga
Eugène Rakotondrazafy, lehilahy 62 taona no sempotra ka nitsirara teo anoloan’ny toeram-pivarotam-panafody iray teny Ankazomanga androany alatsinainy maraina. Tao aorian’ny fitsirihana voalohany nataon’ny avy ao amin’ny Foibem-pibaikoana miady amin’ny Coronavirus dia nalefa eny amin’ny toeram-pitsaboana eny Andohotapenaka avy hatrany ilay raim-pianakaviana.
-

CORONAVIRUS Déconfinement partiel jour 29
– Anosibe : 6h30
– Mahamasina :7h00
– Analakely : 7h10
– Behoririka : 7h15
– Antanimena : 7h20
– Ankorondrano : 7h30 -

CORONA BOKY : Une nouvelle manière d’enseigner les gestes barrières
En ce temps de crise sanitaire, il peut arriver que les enfants soient submergés par d’innombrables informations issues de différents médias. Cela devient d’autant plus difficile pour eux de comprendre les enjeux du coronavirus et de prendre des décisions en conséquence. Pour remédier à ce problème, deux associations, Madagascar Hilfe et Un enfant par la main, ont eu l’idée de créer un livret éducatif pour permettre aux plus jeunes de comprendre les gestes barrières pour se protéger et protéger les autres autours d’eux. C’est ainsi qu’est né le « Corona Boky ».
-

CORONAVIRUS : Déconfinement partiel jour 27
– Andravoahangy : 8h00
– Behoririka : 8h10
– Andohan’Analakely : 8h15
– Tsaralalàna : 8h20
– Isotry : 8h30
– Ambodin’Isotry : 8h40
– 67ha Avaratra : 8h50
– Antohamadinika : 9h00 -

VAOVAO – MINUTE FLASH 15 MAY 2020
– CORONAVIRUS : Niampy valo ny tranga voamarina
– CORONAVIRUS : Nivoaka tamin’ny fahanginany ny Institut Pasteur de Madagascar makahasika ny vokatry ny fitilina ireo olona, nampiahiahy ny governemanta
– CENI : Miisa efatr’alina sy folo tapitrisa eo ho eo ireo mpifidy anaty lisi-pifidianana namboarina