Hiverina hiasa ireo taxi-be manomboka rahampitso 22 aprily. Manaiky ny fandaminana napetraky ny fitondram-panjakana ireo mpamily sy ireo mpanampy azy na dia mahatsapa aza izy ireo fa tsy ho mora izany. Ny eo anivon’ny Agences des transports terrestres (ATT) dia nanamafy fa hisy fanarahamaso ataon’ireo tompon’andraikitra mahakasika ny lamina napetraka mandritra ny 15 andro.
Catégorie : Social
-

FIVERENENAN’NY MPIANATRA : Samy miezaka mandray fepetra ireo tompon’andraikitry ny sekoly
Samy mametraka ireo lamina rehetra hiomanana amin’ny fidiran’ny mpianatra rahampitso, 22 Aprily, ireo sekoly eto Antananarivo. Hoan’ny sekolim-panjakana manokana dia misy ny fanadiovana ireo laikilasy izay hovantanin’ny ankizy.
-

CORONAVIRUS : Déconfinement partiel jour 2
Antananarivo 21-04-2020
– Andrahavoahangy : 10h
– Analakely : 10h30
– Tsaralalàna : 10h40
– Andohan’Analakely : 11h
– Andohan’Analakely : 13h
– Analakely : 13h15
– Ankorondrano : 14h30
– Andohatapenaka : 14h30
– Ampasika : 14h40
– Itaosy : 14h55 -

LUTTE CONTRE LE CORONAVIRUS : PRÉSENTATION OFFICIELLE DU COVID ORGANICS
Le Président de la République, Andry Rajoelina, a effectué à l’IMRA (Institut Malgache de Recherches Appliquées) ce 20 avril, le lancement officiel du Covid Organics, la réponse de l’État malgache face à la pandémie de Coronavirus, à base d’Artemisia. « Madagascar a le plus grand stock d’Artemisia en Afrique, et peut-être même dans le monde » selon les propos du Chef de l’État. À noter que selon que le Dr Charles Andrianjara, Directeur de l’IMRA, le CVO est pour le moment prescrit à titre préventif, et que des essais cliniques sont en cours en vue d’établir ses vertus curatives.
-

FIVERENAN’NY MPIANATRA ANY AN-TSEKOLY : An-dalam-panomanana ireo tompon’andraikitra
Anisan’ireo volazan’ny filoham-pirenena Andry Rajoelina tamin’ny kabary nataony omaly 19 aprily ny mikasika ny famerenana tsikelikely amin’ny laoniny ny fampianarana, indrindra ho an’ireo mpianatra manala fanadinana. Manolona izany, milaza ho efa nandray ny fepetra rehetra hampirindra ny fiverenana mianatra ireo tompon’andraikitra.
-

FIFAMOIVOIZANA : Mbola misalasala ny hiverina hiasa ireo taxi sasany
Vaovao tsara hoan’ny mpitondra taxi ny fiverenana miasa. Saingy mbola sadaikatra ihany izy ireo, noho ny tsy fahafantarana mazava ny toromarika arahina. -

CORONAVIRUS: Déconfinement partiel jour 1
Antananarivo 20-04-20
– Mahamasina 09h
– Andravoahangy 09h30
– Analakely 09h40
– 67ha 09h50
– Ankorondrano 10h -

FIHIBOHANA : Anisan’ny mitaraina ny tompona taxi
Hatramin’ny niantobohan’ny fihibohana dia tsy nahazo niasa intsony ireo taxi eto andrenivohitra. Misy fiantraikany mafy amin’ny fiainan’ireo tompona taxi anefa izany satria maro amin’izy ireo no tsy manana fidiram-bola ankoatry ny taxi. Nanaiky hijoro vavolombelona amin’izany i Ruffin sy i Lalaina.
-

Coronavirus : Confinement jour 28
Antananarivo 18 avril 2020
– Isotry : 10h
– Ampefiloha : 10h15
– 67 ha : 10h30
– Ampasika : 10h35
– Itaosy: 10h45
– Ambalavao Isotry : 11h15
– Andravoahangy : 11h30 -

FAMANGIANA MARARY : Tokony ahena ny isan’ny mpamangy ireo marary any amin’ny hopitaly
Anisan’ny olona marefo, mora ifindran’ny aretina ny marary eny anivon’ny hopitaly. Mba iarovana azy ireo, dia entanina ny olona mba ampihena ny isan’ny mpamangy marary, amin’izao fotoanan’ny fihibohana izao. Manazava izany ny profesora Lovaniaina Joëlson Rakotoson, tompon’andraikitra eo anivon’ny hopitaly Joseph Raseta ao Befelatanana (HJRB).
