Antananarivo 15 avril 2020
– Anjanahary : 09h
– Ambohimirary : 09h15
– Mahamasina : 9h30
– Analakely : 09h35
– Behoririka : 09h40
– Ankorondrano : 10h
Catégorie : Social
-

CORONAVIRUS : Confinement jour 25
-

LASA MIRONA ANY AMIN’NY FITATERANA OLONA IREO SARETY SY BISIKILETA
Nohon’ny tsy fisian’ny fiara fitateram-bahoaka dia lasa mirona any amin’ny fitaterana olona ireo sarety sy bisikileta nandritra izao andro fihibohana izao. Mahazaka mpandeha enina isaky ny dia ny sarety iray ; ny bisikileta kosa dia mahavita miverina im-balo amin’ny toerana iray ao anatin’ny iray andro.
-

KOMITY LOHARANO : Mbola misy ny sivana atao amin’ireo mpilatsaka an-tsitrapo
Hapetraka isaky ny fokontany sy « secteur » tsirairay avy ny komity Loharano, ka hiantsoana izay tsara sitra-po sy manana finiavana hampandroso ny firenena. Tsy ny ady amin’ny Coronavirus ihany mantsy no hilana azy ireo. Tsy ny olona rehetra noho izany no afaka hiditra ao anaty komity Loharano, fa tsy maintsy misy ny sivana hatao amin’izany. Anisan’ny manana andraikitra manokana ao anatin’izany ny sefo fokontany.
-

FANAMPIANA IREO TOKANTRANO MAREFO : Hozaraina rehefa tafatsangana ny antontan-kevitra
Antananarivo 14 avril 2020
Mba hahafahana mizara ilay fanampiana mitentina 100.000 ar, nampanantenain’ny filoham-pirenena ho an’ireo tokantrano marefo dia miroso amin’ny fanadihadiana isa-tokantrano ireo tompon’andraikim-panjakana sy ireo mpiara-miombon’antoka. -

CORONAVIRUS : Confinement jour 24
Antananarivo 14 avril 2020
– Ankorondrano : 15h00
– Tsaramasay : 15h10
– Andraharo : 15h15
– Tsenan’Ambohimanarina : 15h25
– Ambodimita : 15h40
– Andranomena : 15h50
– Ambohimanandray : 16h10
– Anosivavaka : 16h20
– Ivandry : 16h25 -

CORONAVIRUS : Confinement jour 21
Antananarivo 11 avril 2020
– 67ha 10h00
– Andavamamba 10h10
– Ampefiloha 10h20
– Anosy 10h30
– Analakely 10h40
– Behoririka 10h50
– Andravoahangy 11h10 -

ENTREPRISES FRANCHES : Préserver des emplois en confectionnant des caches bouche
Depuis le début de la crise sanitaire à Madagascar, de nombreuses entreprises franches ont affecté une partie de leur personnel dans une branche spéciale, chargée de confectionner des caches bouche. Qu’elle soit à but commercial ou pour le service de la Nation, cette fabrication de masques a pour objectif de soutenir l’État dans la lutte contre la propagation du coronavirus et également de préserver de nombreux emplois. Reportage. -

GARA ANDOHATAPENAKA : Nahatratra 9000 mahery ireo olona nandray fiara nody
9000 ny isan’ireo mpandeha namonjy ny toeram-podiana tao anatin’ny telo andro nisokafan’ny tobim-piantsonana teo Andohatapenaka. Maherin’ny 500 kosa ireo fiara nianga teo.
-

PRODUCTEUR DE FRUITS – LE TRANSPORT EN PÉRIODE DE CONFINEMENT
En cette période de confinement, les producteurs de fruits ont des problèmes pour approvisionner leurs échoppes. Les producteurs / grossistes de Mahazo ont recours à la location pour transporter les fruits de leur champ dans la campagne. Tombosoa et Francine, deux producteurs racontent les mesures qu’ils ont pris pour continuer à vendre.
-

CORONAVIRUS : Confinement JOUR 20
Antananarivo 10 avril 2020
– Isotry 08h30
– Analakely 08h45
– Besarety 09h00
– Analamahitsy 09h40
– Ivandry 10h00
– Mahamasina 08h30