Catégorie : Social
-

CORONAVIRUS : Hery Rakotoarisoa : « Ao anaty fitazoman’aina ny orinasa afak’haba »
Nilaza ny filohan’ny Vondron’ireo orinasa afa-kaba sy ny mpiray ombon’antoka aminy na Groupement des entreprises franches et partenaires, mampiasa olona eo amin’ny 134 000, fa mandalo fotoan-tsarotra ireo mpikambana ao aminy amin’izao fisian’ny valan’aretina eto Madagasikara. Miantso tan-tsoroka amin’ny fanjakana i Hery Rakotoarisoa hitazomana ny ain’ireo orinasa mpikambana. -

ANDRO FARANY HODIANA : Miha vitsy ireo mpandeha
Antananarivo 9 aprily 2020 – Manana ny antony manokana ireo mpandeha izay namonjy ny tobim-piantsonana ny 9 aprily 2020, andro farany hahafahan’ireo mponina mody any amin’ny toerana niaviany. Nizotra am-pilaminana ny teny amin’ny Gare Routière Maki Andohatapenaka tamin’ity andro fahatelo ity raha mitaha tamin’ireo andro roa voalohany.
-

MAKI ANDOHATAPENAKA : Manodidina ny 8000 ireo olona lasa tao anaty telo andro
Antananarivo 9 aprily 2020 – Androany ny andro farany nahafahan’ireo olona naniry ny hody tany amin’ny faritra nanao izany. Raha ny tatitra voaray dia manodidina ny 8000 ireo efa lasa tao anaty telo andro
-

? COMMUNIQUÉ DE PRESSE – Congrégation Indienne Zanatany Malagasy
La Congrégation Indienne Zanatany Malagasy reste mobilisée aux côtés du gouvernement pour faire face à la crise du Covid-19, elle a remis au Ministre de la Justice un ensemble de produits de premières nécessités, tels que du riz, du gel désinfectant et du savon. Cette remise de dons a eu lieu à l’hôtel Le Centell ce Jeudi 9 avril. Elle a pour but d’aider le ministère à faire face aux besoins des détenus se trouvant dans les différents centres pénitentiaires de l’île.
-

CORONAVIRUS : Confinement JOUR 19
Antananarivo 9 avril 2020
– Andavamamba 08h00
– Ambodinisotry 09h45
– 67ha 10h00
– Andohatapenaka 10h25
– Ankazomanga 10h35
– Ankorondrano 11h20
– Andravoahangy 11h20 -

FODIANA ANY AMIN’NY FARITRA : Mitohy ny fisisihana eny Andohatapenaka
Antananarivo 08 Aprily 10 ora
Andro faharoa ahafahan’ny olona mody any amin’ny faritra. Mbola manana ka hatramin’ny rahampitso, 9 aprily ireo olom-pirenena hamonjena ny toeram-pihaviany. -

? COMMUNIQUE DE PRESSE – Congrégation Indienne Zanatany de Madagascar
La congrégation Indienne Zanatany de Madagascar a remis au profit du Ministère de la Population, de la protection sociale et de la promotion de la femme, des pâtes, du riz, de l’huile, du savon et d’autres produits de première nécessité, pour répondre aux besoins des personnes handicapées sous la responsabilité du ministère, compte tenu de la situation difficile que traverse actuellement le pays.
La remise de dons s’est déroulée ce 07 avril au Centel. -

FIOVANA ASA MANDITRY NY FIHIBOANA : Misy ireo mpanao « confection » lasa manamboatra sy mivarotra arovava
Misy ireo sehatr’asa mikatso noho ny fihibohana, anisan’izany ny fanaovana « confection ». Mitady fomba hafa hitadiavana vola ireo miasa amin’io sehatra io, isan’izany ny fanamboarana sy fivarotana arovava na « cache bouche ».
-

CORONAVIRUS : CONFINEMENT JOUR 18
Antananarivo 08 Avril – 11h
– Bel’air 08h30
– Andravoahangy 08h35
– Météo 08h45
– Nanisana 08h45
– Analamahitsy 9h
– Mahamasina 08h30
– Antaninarenina 08h40
– Ambohijatovo 08h40 -

FODIANA ANY AMIN’NY FARITRA : Sahirana ireo mpandeha hiainga avy eto Antananarivo
Antananarivo 8 avril 2020
Samy mba maika hamonjy ny toeram-piaviany daholo ireo mponina izay mbola taraiky teto an-drenivohitra omaly 7 aprily 2020. Misedra fahasahiranana nefa izy ireo satira niovaova be ihany ny fandaminana napetraka.