Le 25 mars dernier, le président Andry Rajoelina a énoncé sur la chaîne nationale le report de toutes les échéances bancaires, que ce soit pour les entreprises ou les particuliers afin de limiter les impacts du Coronavirus sur la population.
ACEP Madagascar, OTIV TANA, les agences de microfinance ont ainsi pris des dispositions à cet effet.
Catégorie : Social
-

REPORT DES ECHEANCES BANCAIRES : Les agences de microfinance s’exécutent
-

FIHIBOHANA : ISAINA AMIN’NY GONY NY ENTANA VERY ENY ANOSIBE
Legioma amin’ny kesika maro no simba ary ariam-potsiny any Anosibe, vokatry ny fihibohana. Mihena mantsy ireo mpividy, noho ny tsy fisian’ny fiara fitaterana ka tsy mandeha ny tsenan’ireo mpivarotra ambongadiny.
-

FANKALAZANA NY PASKA – Mety hiemotra ny fankalazana izany
Ny efatra aprily izao no hanao fanambarana ny filoham-pirenena ny amin’ny fanapahan-kevitra iatrehana ny valan’aretina coronavirus. Noho izay dia mbola mety hitohy ny fikatonan’ireo trano fivavahana rehetra nohon’ny tsy fahafahana mamory olona. Hoan’ireo mpino kristiana dia afaka herinandro dia hankalaza ny Paska izy ireo. Nanao fanambarana noho izany ny filohan’ny Fiangonana loterana malagasy na FLM ny pastora David Rakotonirina ny amin’ny mety hiemoran’ny fankalazana ny Paska.
-

TSENAN’ANOSIBE : Mahatsiaro sahirana ireo mpibata entana
Anisan’ny olona tena sahirana amin’izao fotoanan’ny fihibohana izao ny mpibata entana na « dockers ». Mitaraina izy ireo noho ny tsy fisiana’ny asa. Miandrandra fanampiana ihany koa izy ireo amin’izao fotoan-tsarotra izao.
-

CORONAVIRUS : CONFINEMENT JOUR 12
Antananarivo 03 Avril – 13h00
– Ambohijatovo 08h30
– Ampasanimalo 08h45
– Antsakaviro 08h45
– Mausolée 09h
– Météo 09h
– Nanisana 09h10
– Anosibe 09h30
– Ambohijatovo 11h
-Ambodivona 11h40 -

TARATASY : Misokatra ho an’ireo izay mila taratasy maika ny kaominina sy ny fokontany
Tsy ireo olona hiroso amin’ny fanambadiana ihany, fa ireo izay mikarakara taratasy ihany koa dia misedra olana amin’izao andron’ny fihibohana izao. Nanambara ny avy eo amin’ny kaominina sy ny fokontany fa ireo taratasy izay ilaina maika ihany no karakarain’ireo tompon’andraikitra.
-

CONFINEMENT JOUR 12 : Antananarivo ville morte … ou presque
Antananarivo 02 avril 2020,
Découvrir le centre ville sous confinement dans l’après-midi. -

FIHIBOHANA : Very asa ireo mpisehatra ara-kolotsaina
Miteraka voka-dratsy amin’ny sehatr’asa maro ity fihibohana ity noho ny coronavirus ity. Ireo mpisehatra eo amin’ny lafiny ara-kolotsaina dia anisan’ny misedra fahasahiranana tokoa. Miezaka anefa izy ireo manararaotra izao fotoana izao hamoronana sangan’asa vaovao.
Mijoro vavolombelona ireo mpandraharaha amin’ny sehatry ny kanto sy ireo mpanakanto. -

MPIVAROTRA ENY ANALAKELY : Mitaraina noho ny tsy fisian’ny mpanjifa
Antananarivo 02 aprily – 8 sora 30
Herinandro mahery taorian’ny fiantombohan’ny fihibohana teto Antananarivo, mitaraina nohon’ny tsy fisian’ny mpanjifa ireo mpivarotra, toa an’i Nambinina Razanadrazaka, mpivarotra legioma eny Analakely manodidina ny « Pavillon ». Nilaza izy fa nahena amin’ny antsasany ny sakafo ao an-tokatrano noho ny tsy fisian’ny tsena. -

LUTTE CONTRE LE CORONAVIRUS : Les entreprises prennent des mesures strictes
Les entreprises encore en activité en cette période de confinement s’impliquent aussi, à leur manière, dans la lutte contre la propagation du coronavirus. Si les unes sensibilisent leurs employés et leurs clients par voie d’affichage, d’autres déploient des barrières de sécurité pour filtrer les entrées. Il y en a qui font appel à la technologie.