– Andrahavoangy 08h45
– Anjanahary 08h45
– Epp Manjakaray 08h50
– Ambohimirary 09h00
Catégorie : Social
-

CONFINEMENT JOUR 10
-

FIHIBOANA : SAMY MANANA NY FOMBA HIATREHANY NY TOHIN’NY FAMPIANARANA IREO TOERAM-PAMPIANARANA
Amin’izao fotoan’ny fihiboana izao, misy amin’ireo sekoly tsy miankina no nanapa-kevitra ny hanoy fampianarana amin’ny alalan’ny aterneto sy ny maro hafa. Ny an’ireo eo anivon’ny sekolim-panjakana kosa dia ny fanampiana ny ora fianarana rehefa miverina fampianarana no vaholana.
-

FITILIANA FAOBE IREO MPANDEHA TONGA NY 11 SY 12 MARTSA 2020
Antananarivo 31 martsa
Nanomboka anio teny amin’ny Jumbo score akorondrano sy teny amin’ny CCI ivato ny fitiliana faobe hoan’ireo mpandeha rehetra tonga avy any ivelany nanomboka ny 11 martsa lasa teo. “Test de diagnostic Rapide” ity fitiliana ity ary vantana vao hita fa tsy mitondra ny tsimok’aretina ireo olona ireo dia omena avy hatrany ny taratasy manamarina ny fiafaran’ny fitokanamon’izy ireo. Ny tanjona hotratrarina androany dia fitiliana miisa 1200. -

SAHIRANA IREO MPANAO ASA-TANANA
Mahakasika sehatr’asa maro ny fihibohana, fa indrindra ny sehatry ny asa tànana. Mahatsiaro ho sahirana ireo ao anatin’io tontolo io. -

FIHIBOHANA : Eo amin’ny 700 eo no olona sahirana voaangon’ny kaominina
Amin’izao fotoanan’ny fihibohana izao dia noraisin’ny Kaominin’Antananarivo Renivohitra an-tanana ireo olona sahirana sy tsy manan-kialofana. Miisa eo amin’ny 700 eo izy ireo. Nanambara ny tompon’andraikitra avy ao amin’ny fiadidiana ny tanàna fa tsy mijanona amin’izao vanim-potoana fisian’ny valan’aretina coronavirus izao fotsiny ny fitsinjovana ireo fianankaviana ireo, fa efa misy drafitra maty paika momba izany. Ny tanjona dia ny tsy hiverenan’izy ireo hatory eny an-dàlana intsony.
-

MPAMILY TAXY SY TAXY BE : MANANOSAROTRA NY FIZARANA NY FANAMPIANA
Antananarivo 30 martsa – 10h
Mihoatra lavitra nohon’ny isa noheritreretina ireo mpamily taxi sy taxibe tonga naka ilay fanampiana ho azy ireo teny amin’ny Lapan’ny tanàn’Antananarivo Renivohitra, androany 30 martsa. Tsy voahaja noho izany ireo fitsipika hiadivana amin’ny fihanaky ny Coronavirus.
Efa nametraka fandaminana anefa ny fiadidiana ny tanàna ary noferana ho 1 500 isan’andro ny isan’ny olona afaka maka fanampiana etsy Analakely. -

FIHIBOHANA : Samy manana ny fomba hiainany izany ny tsirairay
FIHIBOHANA : Samy manana ny fomba hiainany izany ny tsirairay -

CONFINEMENT JOUR 8 – Andraisoro – Besarety- Ankorondrano
Antananarivo 30 mars- 09h00
Andraisoro – Besarety – Ankorondrano -

CORONAVIRUS – VISITE DE L’INSTITUT PASTEUR PAR ANDRY RAJOELINA
Antananarivo 28 mars
Le Président de la République Andry Rajoelina a visité cet après midi l’Institut Pasteur de Madagascar pour réaliser un point sur l’ensemble des analyses réalisées depuis fin janvier mais aussi pour voir comment le laboratoire fonctionne.
L’Institut Pasteur peut réaliser entre 3500-8000 tests au niveau du laboratoire, toutefois il ne lui reste que 1800 écouvillons. »Les commandes sont faites, l’IPM attend la réception » rassure André Spiegel directeur de l’Institut Pasteur de Madagascar.
