Fifidianana ben’ny tanàna – Ny alin’ny alarobia nanatanterahana ny fifidianana ihany dia efa tonga teny amin’ny SRMV eny Mahamasina ireo antontan-taratasim-pifidianana na « plis éléctoraux » avy amin’ireo biraom-pifidianana rehetra manerana ny kaominina Antananarivo Renivohitra, Atsimondrano ary Avaradrano.
Étiquette : Élections
-

FIFIDIANANA ANTANANARIVO : TSY ROTOTRA NY MPIFIDY
FIFIDIANANA ANTANANARIVO : TSY ROTOTRA NY MPIFIDY
Na dia eo aza ny fifidianana ben’ny tanàna sy mpanolon-tsaina dia mbola manohy ny fanaony an-davan’andro ireo olona. -

FIFIDIANANA BEN’NY TANÀNA ETO ANTANANARIVO
Fifidianana ben’ny tanàna eto Antananarivo – Namita adidy ny kandidà eto Antananarivo Renivohitra.
-

FIFIDIANANA BEN’NY TANÀNA
Fifidianana ben’ny tanàna – Tonga namita ny adidiny amin’ny maha olom-pirenena azy teny amin’ny birao fandatsaham-bato teny Ambatobe ny filohan’ny Repoblika Andry Rajoelina sy ny vadiny anio maraina. Nilaza izy tamin’izany fa zava-dehibe ary hamaritra ny hoavin’ny tanàna rehetra manerana ny nosy izany fifidianana izany.
-

AMBIANCE CAMPAGNE ÉLECTORALE 23 NOVEMBRE À ANTANANARIVO
AMBIANCE CAMPAGNE ÉLECTORALE 23 NOVEMBRE À ANTANANARIVO
-

FIFIDIANANA MPANOLON-TSAINAN’NY TANÀNA ETO ANTANANARIVO RENIVOHITRA
FIFIDIANANA – Andro vitsivitsy aloan’ny fandatsaham-bato, niatrika loabary an-dasy teny Faravohitra ireo kandidà hifaninana amin’ny fifidianana mpanolon-tsainan’ny tanàna eto Antananarivo Renivohitra. Manana anjara asa lehibe amin’ny fampandrosoana ny kaominina ihany koa izy ireo.




