POLITIKA – Fahefana tokana, kandidà dimy
Adihevitra ifanatrehan’ny kandidà ho Ben’ny tanàna eto Antananarivo Renivohitra, ny alakamisy 14 novambra teo.
Étiquette : Élections
-

ADIHEVITRA – Fahefana tokana, kandidà dimy
-

FIFIDIANANA BEN’NY TANÀNA
FIFIDIANANA BEN’NY TANÀNA
NAINA ANDRIANTSITOHAINA TETSY MAHAMASINA NO NANOMBOHANY NY FAMPIELEZAN-KEVITRA -

FIFIDIANANA BEN’NY TANÀNA
FIFIDIANANA BEN’NY TANÀNA SY MPANOLONTSAINA
SAMY NANANA NY FOMBA NANOMBOANY AZY IREO KANDIDÀ -

Hetsika ROHY : namoaka torolalana momba ny hanatsarana ny fifidianana
FIFIDIANANA – Namoaka torolalana momban’ny hanatsarana ny fizotry ny fifidiana ho Ben’ny tanàna sy ho Mpanolotsainan’ny tanàna ny Sampana Anaraha-maso ny Fifidianana, Ivon’ny Demokrasia Ifarimbonana (SAFIDY) sy ny Association Nationale pour la Justice Administrative (ANJA). Adroany 28 oktobra no nanatanterahana izany tetsy Ambatonakanga.
Interview 1 : RAOELIARISON Aina
Interview 2 : ANDRIAMORANIAINA Harijaona / Directeur exécutif Hetsika ROHY
Interview 3 : RAKOTOARIVELO Antonia / Magistrat, Secrétaire Général ANJA
-

FIFIDIANANA BEN’NY TANÀNA : NAINA ANDRIANTSITOHAINA TENY AMIN’NY BORIBORI-TANY FAHA ENINA
NAINA ANDRIANTSITOHAINA TENY AMIN’NY BORIBORI-TANY FAHA ENINA : Nidina teny amin’ny boribori-tany faha enina ny kandidà Naina Andriantsitohaina anio 18 oktobra. Nijery ny zavamisy marina eny an-toerana ary nihaino ny hetahetan’ny mponina ny tenany.
-

PODCAST : MAHATOKY NY FAHAIZAN’I RINA RANDRIAMASINORO NY FILOHA TEO ALOHA MARC RAVALOMANANA
FIFIDIANANA BEN’NY TANÀNA – Mahatoky ny fahaizan’i Rina Randriamasinoro, kandidàn’ny TIM amin’ny fifidianana Ben’ny tanàna, ny Filoham-boninahitry ny antoko. Nanambara i Marc Ravalomanana, teny Bel Air, fa kandida efa vita sedra ny lehilahy, ary nalefa niofana tany Frantsa sy Etazonia, mba tsy hiambakavaka refa mandray ny asany.
-

ÉLECTIONS MUNICIPALES : L’OBSERVATOIRE SAFIDY RENFORCE SON DISPOSITIF D’OBSERVATEURS ÉLECTORAUX
ÉLECTIONS – Par rapport aux deux précédentes élections, présidentielle et législatives, l’observatoire Sampana anarahamaso ny fifidianana, ivon’ny demokrasia ifarimbonana (Safidy) a renforcé ses équipes d’observateurs électoraux. « Pour les municipales, Safidy déploiera ses observateurs électoraux dans 112 districts, sur les 119 districts de Madagascar », a indiqué le Coordonnateur de l’observatoire Safidy, Harijaona Andriamoraniaina.
Pour ce qui concerne le traitement des contentieux électoraux, Safidy fera appel à des juristes pour accompagner les citoyens dans l’élaboration des requêtes.


