Étiquette : Minute flash

  • VAOVAO – MINUTE FLASH 25 OKTOBRA 2022

    VAOVAO – MINUTE FLASH 25 OKTOBRA 2022

    – RAHARAHAM-BAHINY : Manamafy ny fahavononan’i Madagasikara hamerina ny Nosy Malagasy ny ministry ny raharaham-bahiny mpisolo toerana
    – TSY FANJARIAN-TSAKAFO : Kaominina sivy amin’ny 17 no tratran’ny fahasahiranana ara-tsakafo any Ikongo hoy ny BNGRC
    – FITSARANA : Hanao fivoriambe ny alarobia izao ireo mpiraki-draharaha hiresahana ny momba ny hetsika ataon’izy ireo
    – TAMBERIN’ANDRAIKITRY NY ORINASA – Nanolotra fanohanana ho an’ny sekoly telo ao amin’ny kaominina ambanivohitra Manambaro ny ONG Bovima sy ny Inviso Group

  • VAOVAO – MINUTE FLASH 24 OKTOBRA 2022

    VAOVAO – MINUTE FLASH 24 OKTOBRA 2022

    – FIZAHANTANY : Nahatratra arivo mahery ireo nanao vakisiny miady amin’ny covid-19 tao Itasy
    – VALANARETINA : Olona iray lavon’ny coronavirus tao anatin’ny roa herinandro
    – TONTOLO IAINANA : Maty tanteraka ny afo ao Ambohitantely

  • VAOVAO – MINUTE FLASH 21 OKTOBRA 2022

    VAOVAO – MINUTE FLASH 21 OKTOBRA 2022

    – FANAJARIANA : Hiroso amin’ny fanodinana ny fako ny fokontany Manarintsoa Anatihazo, Manarintsoa Atsinanana ary Manarintsoa Afovoany.
    – TONTOLO IAINANA – Mahatratra avo dimy heny miohatra amin’ny fenitra ara-pahasalamana ny loton’ny rivotra iainana eto Antananarivo.
    – FAHASALAMAM-BAHOAKA : Olona 1500 no kasaina sy entanina hanao vaksiny mandritry ny hetsika fankalazana ny andro maneran-tany ho an’ny Fizahan-tany any Ampefy

  • VAOVAO – MINUTE FLASH 20 OKTOBRA 2022

    VAOVAO – MINUTE FLASH 20 OKTOBRA 2022

    – FIHAONANA ARA-TOEKARENA – Nanambara tamin’ny fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny Choiseul Africa Business forum ny filoha Andry Rajoelina, izay vahiny nasaina manokana, ny fanamboarana lalana 6.800km hatramin’ny 10.800km manerana ny Nosy.
    – FANORENANA – Mahatratra fito hetsy ny isan’ny trano fonenana tokony haorina manerana ireo tanàn-dehibe eto Madagasikara.
    – BASKETBALL – Niala an-daharana amin’ny Road to BAL ny ekipa maorisianina Le Roche bois
    – POLITIKA – Nametra-pialana ny Praiministra britanika Liz Truss

  • VAOVAO – MINUTE FLASH 18 OKTOBRA 2022

    VAOVAO – MINUTE FLASH 18 OKTOBRA 2022

    -GOVERNEMANTA – Nesorina tsy ho ministry ny raharaham-bahiny i Richard Randriamandrato.
    -ANTENIMIERA – Miantso ny solombavam-bahoaka mba ho filamatra amin’ny fanajàna lalàna i Christine Razamahasoa
    -JIRAMA : Vita ny asa fametrahana an’ilay milina mpamokatra herinaratra G4 ao Andekaleka

  • VAOVAO – MINUTE FLASH 17 OKTOBRA 2022

    VAOVAO – MINUTE FLASH 17 OKTOBRA 2022

    – TOE-KARENA – Hanainga rahampitso talata hanatrika ny andiany fahatelo amin’ny Choiseul Africa business forum i Andry Rajoelina
    – FANOMPOAM-PIRENENA : Miisa 559.560 ireo olom-pirenena lahy sy vavy nanatanteraka ny fisoratana sy ny fanisana ho amin’ny fanompoam-pirenena ny 1 jona ka hatramin’ny 16 Oktobra
    – BASKETBALL – Nihena ho ekipa efatra ireo handray anjara amin’ny fifaninanana Road to BAL vondrona D eto Madagasikara, nahemotra ho ny 21 Oktobra ny fiatombohany

  • VAOVAO – MINUTE FLASH 14 OKTOBRA 2022

    VAOVAO – MINUTE FLASH 14 OKTOBRA 2022

    – TONTOLO IAINANA – Mbola tsy maty tanteraka ny afo ao amin’ny valan-javaboahary manokana ao Ambohitantely Ankazobe
    – FENITRA IRAISAM-PIRENENA – Hametraka politikam-pirenena momba ny kalitao i Madagasikara
    – HERINARATRA – Hihamafy ny fahatapahan-jiro mifandimby eto Antananarivo sy ny manodidina manomboka androany zoma alina hatramin’ny talata maraina ho avy izao

  • VAOVAO – MINUTE FLASH 13 OKTOBRA

    VAOVAO – MINUTE FLASH 13 OKTOBRA

    – VAROTRA IRAISAM-PIRENENA – Hanohana an’i Madagasikara ny Vondrona eoropeana mba hanatsarana ny kalitaon’ireo vokatry ny fambolena aondrany
    – TONTOLO IAINANA – Hametraka rindrambaiko vaovao i Madagasikara hahafahana mandrindra ny fandraisana an-tanana ny doro tanety sy ny doro ala eto Madagasikara
    – HETSIKA – Nosokafana androany teny amin’ny CCI Ivato ny Hetsika iraisam-pirenena mampivondrona ireo mpisehatra ara-toekarena

  • VAOVAO MINUTE FLASH 12 OKTOBRA 2022

    VAOVAO MINUTE FLASH 12 OKTOBRA 2022

    -FITSARANA – Miantso ny mpitandro ny filaminana hanatsahatra ny famoahana vaovao momba ny fanadihadiana savaranonando amin’ny haino vaky jery ny sendikan’ny mpitsara
    -FITATERANA – Mpamily fiarakaretsaka latsaka ny 4.000 no efa nahazo ny fahazoan-dalana nomerika, 3.000 eo ho eo no mbola miandry ny hahazo ny anjarany
    -TONTOLO IAINANA – Ny faritra Atsinanana sy Atsimo-Atsinanana no tena nahitana tebok’afo omaly talata

  • VAOVAO MINUTE FLASH 11 OKTOBRA 2022

    VAOVAO MINUTE FLASH 11 OKTOBRA 2022

    -TONTOLO IAINANA – Faritra arovana roa ao Ivohibe sy ao Ambohitantely indray no ahitana fahamaizana androany talata
    -FIOMPIANA – Efa lafo avokoa ireo omby vavy be ronono 1.000 nohafarana, hanafatra 1.000 hafa ny ministeran’ny Fiompiana
    -FANATANJAHAN-TENA – Tanora afrikanina sy malagasy 45 no miatrika ny Fiba Africa Regional youth camp eto Madagasikara nanomboka androany talata